Toko very tao @ bokin\'ny Genesisy
1. ikaretsaka
(
28/12/2004 15:21)
Ary gaga i Jehovah Andriamanitra raha nahita an\'i Adama malahelo sy manirery. Ary hoy izy tamin\'i Adama: Indro anamboarako namana ianao, atao hoe vehivavy izy. Izy no hikarakara anao, hahandro ny sakafonao, ary rehefa hitanao ny atao hoe fitafiana . dia izy no hanasa izany ho anao.
Hanaiky avy atrany ny fanapahan-kevitrao izy ary tsy hiady hevitra aminao. hanaiky sy hitsotra amin\'ny hadisoany izy raha misy tsy mety ao an-trano. Hiteraka ny zanakao izy ary tsy hamoha anao amin\'ny misasak\'alina mba hikarakara azy ireo.
Tsy hitaraina hoe mararay andoha izy ary Vonona foana ny hanome fitiavana sy fafinaretana anao na aiza na aiza ary na oviana na oviana ilainao izany!
Ary nanontany an\'i Jehovah Andriamanitra i Adama : hoe iinona Tompo no takalon\'izany rehetra izany?
Ary hoy i Jehovah Andriamanitra: ny tananao ilany sy ny tongotrao ilany no alaiko hanaovana azy!
Ary hoy Adama: Ary raha taolantehezako anankiray tompo no atakalo t dia inona ny omenao ahy?
(HAINAREO NY TOHINY !!)

novalian'i ikaretsaka ny 02/01/2005 00:32
3. kitjo
(
28/12/2004 17:56)
ko raha sty izany koa nonanaovan\' A/tra ny vehivavy ko
aza mampandainga an\' A/tra kosa e....
aza mampandainga an\' A/tra kosa e....
4. moi
(
29/12/2004 05:26)
tsy toko very io fa nesorina mihitsy ! Tsy mifanaraka amin\'ny sitrapon\'Ilay namorona ny fanambadiana.
7. maditra
(
01/01/2005 20:46)
Raha ny tanany sy ny tongony izany no nanaovana ny vhv dia mety ho hendry be izy ireo fa satria i adama nifidy taolan-tehezana dia tonga i Eva izay mbola fatsora noho izy! sa tsy izany ry Karetsaka?