Tsunami : nisy gasy ve?

1. hery ( 28/12/2004 12:12)
Mahaontsa ny voina nahazo ny any Azia tamin\'iny onja goavana namoizana aina maro iny (efa 30.000 no fantatra fa maty). Betsaka ny mpizaha tany namoy ny ainy tany.
Fantatra fa misy Gasy mipetraka ihany koa any. Nanahoana ny vaovaon\'izy ireo?
novalian'i hery ny 01/01/2005 12:25
2. ramoul ( 28/12/2004 12:31)
Betsaka ny vaovao azoko fa mbola tsy naheno mintsy aho hoe nisy gasy maty tany,
Zany aloha mbola tsy fantatra mintsy fa mbola miandry nyvaovao manaraka ndray isika vao mahafantatra an\' izay fiovany farany eo.
3. booboo ( 28/12/2004 13:42)
ny anà ny mba tiako ho fantatra dé ny tany @ côte est ( M/car ) oe nanao aôna raha mba misy namana avy any afaka mitantara.
4. kitjo ( 28/12/2004 17:10)
Misaotra an\' Andriamanitra aloha fa taty aminay tsy tratran\' ny onja satria voasaron\' i Indonesie fa raha tratra taty dia tsy hita teto intsony kitjo satria arabe no manelanelana ny ranomasinasy ny trano.
1500m miala ny trano no naharenesana horohoron-tany vokatry ny herin\' ilay izy satria tazana hatreto aminay Indonesie.
Asa ny namana \" toeran- kafa. Misy gasy ao Malaisie fa isaorana an\' Andriamanitra tsy naninona.

@zao fotoana izao dia efa naha-detecter ny manaraka ry zareo f misy roa mbola ho avy satria nikisaka 30m i Sumatra ilay toerana ao Indonesie nisy azy. Ts dia mahery noho iny aloha ilay izy kanefa mampatahotra ihany.

Aza manatokatona ranomasina lotra aloha raha any Dago inddra ny sisiny atsinanana.
5. loockx ( 29/12/2004 03:22)
Omaly 28 décembre d efa nisy ireo mpanjono nandeh sahady andranomasina tany Manakara, satria be ireo trondro izay nentin\'ny onja ka mbola tavela amin\'ny moromorondrano. Ny fitadiavana tokoa mahazaka maniraka, ary anarian\'ny ol aina noh ny tsy fananana
6. sechat ( 29/12/2004 15:08)
kitjo> aiza ndray zany mbola ho avy zany? :{
7. booboo ( 29/12/2004 15:14)
tsy maintsy misy répliques fôna ireny raha ireny andro vitsivitsy aty afara
8. ikaretsaka ( 30/12/2004 01:11)
Kitjo> tsy milalao ranomasina sy mandeha kayak eo an! :?
9. yonikafopl ( 30/12/2004 12:23)
:roll: :lol:
10. booboo ( 30/12/2004 12:44)
hum-hum :lol:
11. ikaretsaka ( 31/12/2004 04:36)
yonika> booboo> maninona njay zao? :oops: :D
12. hery ( 01/01/2005 12:25)
Koa satria tsy misy hetsika miaraka azontsika atao (Tsy dia voako loatra wah le resa-bola) dia misy site hitako eto ambany ahafahantsika manao fanampiana ho an\'ny traboina any Asie (Amin\'ny alalan\'ny Croix-Rouge io) http://www.croix-rouge.fr/index/partner_campagne.html

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533