mila anao
1. eden2004
(
27/12/2004 11:21)
mitady vehivavy fotsifotsy somary be nono, na dia tsy dia tsara loatra aza, mba hifanoratra amiko ho mpinamana na ho mpifankatia , izao dia 26 taona, miasa amin\'ny banky iray eto andrenivohitra,
novalian'i fijo ny 28/04/2005 21:52
3. iarivo
(
27/12/2004 15:01)
Tinao ve za?za aloha tsy dia be nono fa fotsifotsy e!ka ahoana?raiso na dia pinamana fotsiny aza.ok!
4. heartbreakkid
(
27/12/2004 15:17)
Raha nono fotsiny ve tsy tianareo?? misy biberon fotsifotsy ato mantsy sao ilainse fa ho amenay!
12. ramoul
(
28/12/2004 13:04)
le nono nge zany no tena tediaviny satria notsipihany tsara we vehivavy b nono sy fotsifotsy é!
zah mahita fa misy teboka fotsifotsy v tsy kwa? fa ny nonony ngôzab ôtran\' nonon\' i Lolo :lol:
zah mahita fa misy teboka fotsifotsy v tsy kwa? fa ny nonony ngôzab ôtran\' nonon\' i Lolo :lol:
15. rmbary
(
28/12/2004 17:46)
tsy ampy fitiavana ve de any @nono no mitady hanala vokona e! :( mampalaelo be se an ao @banky ao ve de tsy hisy e!
18. sechat
(
29/12/2004 10:00)
eden2004> ny mitovy2 ihany hono no miaraka. ka nga enao kou nono entina vevavy fotsy2 ? :-D :-D
20. ikaretsaka
(
30/12/2004 00:56)
samy manana ny tiany kosa io.. ny azy izany vavy fotsy bebe nono... ko inona ny tsininy?
sekezem-ny io ko
sekezem-ny io ko