fandraisam-peo
1. fbi
(
23/12/2004 18:10)
izay te handray feo na fandrindrana hira dia manorata aty amiko e.
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:04
2. ikaretsaka
(
23/12/2004 21:44)
afaka azavaina misimisy kokao va hoe mandrindrta hira ahoana de maka feo ahoana? inona ny format ? sns??
3. fbi
(
23/12/2004 22:01)
manao arrangement sy manao enregistrement
zany no tena marina e.azafady raha tsy voavelatra @teny malagasy mazava e
zany no tena marina e.azafady raha tsy voavelatra @teny malagasy mazava e
4. ikaretsaka
(
23/12/2004 22:10)
enye e.. fa hoe arrangement hoe ahoana> mixing ve sa depart a zero dia rehefa mandray feo dia inona ny ampiasaina? inona ny format mivoaka avy eo? ADAT ve ohatra sa inona? dia afaka remasterena ve sns?
analogue sa digitale, ahoana ny acousticity sns?
analogue sa digitale, ahoana ny acousticity sns?
11. fbi
(
24/12/2004 14:28)
ho an\'ikaretsaka
manao ny zavatra rehetra momba ny audio
na mastering na prise de son na mixage na depart a zero na mila feony ary ankoatry ny tonony fa afaka hijerevana mpanoratra koa itoi raha tena manao resaka matotra.
sur protools zany hoe numerique mazava ho azy ary tsy haiko ny tianao lazaina na adat na dat:ny dat mantsy fanaovana premastering
stereo numerique fa ny adat kosa dia format hifandraisana materiel numerique ka asa na ianao no diso tsipelina na zavatra hafa mihitsy no tianao lazaina
omeko email ianao raha tena interessé fa raha te hiresaka ohatr\'izao fotsiny koa tsy maninona ka,mahafinaritra ny miresaka e.

12. ikaretsaka
(
24/12/2004 14:47)
dat ny tiako tenenina ka.. dia pro tools inona sy inona aby? inona sy inona ny instrum? inona sy inona ny table? mampiasa externe ve rehefa manao effets sa miankina @ pro tools raha mampiasa externe dia inona aby ? ahoana ny fangalana ireo instrum acoustik?
13. fbi
(
24/12/2004 14:54)
protools le 32 pistes ny instrument izay tendrenao dia azo raisina daholo afatsy ny batterie satri tsy ombin\'ny trano ny effets waves,tc elec,eq tsy mila console fa ny entrees afaka manao mic/line/inst fa raha concert vao afaka maka peripheriques externes
sonorisattion io lazaiko io: lexicon dbx klark technic console soundcraft na mackie .namana hafa tsinona no manana ny materiel de sono
fa disponible koa izany hoe ny hardware rehetra zany dia any fa ny virtuels aty azonao sa mbola mila precision.

14. fbi
(
24/12/2004 14:56)
raha puissance no ilainao dia 10kw no maximum fa miankina @fiche technique ny fandehany rehetra .
15. ikaretsaka
(
24/12/2004 15:04)
iznay hoe par softwares(pro tools) daholo iznay ny hi generena ilay effets fa tsy afaka mi regle aty ivelany?
tsy hoe concert fa raha ohatra hoe mila instrum tsy voavoaka par \"synthetizing\" dia ahoana ny anaovana azy? raha mi flange sy manova pitch ( hendre hammond ohatra)
zany ve tsy 3% be le
tsy hoe concert fa raha ohatra hoe mila instrum tsy voavoaka par \"synthetizing\" dia ahoana ny anaovana azy? raha mi flange sy manova pitch ( hendre hammond ohatra)
zany ve tsy 3% be le