fandraisam-peo

21. fijo ( 29/12/2004 22:38)
ny guitar mba azo ihany fa nony lasa resaka tknika dia fanina izahay
22. ikaretsaka ( 30/12/2004 00:54)
pro tools (digidesign) letsy ra fijo dia fitaovana (software) ampiasaian rehefa mandrindra sy maka feo any @ studio @ zao fotoana a
23. eisy ( 30/12/2004 06:26)
tihizo ihany aloha zany lesona izany e!
24. fijo ( 30/12/2004 20:03)
marika ve izany e.sa le latabatra be feno bokotra iny
25. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:51)
logiciel ka.. dia misy fitaovana peripheriques bedebe miaraka aminy
26. fijo ( 30/12/2004 22:34)
ah izay vao mazava.
27. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:43)
le latabatra misy bokotra eo ihany fa io no mandrindra azy farany iznay raha tian\'ialahy
28. fijo ( 30/12/2004 22:58)
hay ary lafo be ve letia ireny
29. ikaretsaka ( 30/12/2004 23:07)

ohatran\'ny zavatra rehetra ihany io
arakaraky ny performances sy ny zavatra afaak ataony ny vidiny
30. fijo ( 30/12/2004 23:11)
dia be mpanana ve any mada sa mbola vitsy no manana any
31. mabloo ( 02/01/2005 12:09)
salut e!ca m\'interesse bcp le izy fa tiko ho fantantra hoe aiza enao!!!fa manana projet an\'zany mantsy za e!!!fa mitady ,de hanorato ny momba momba rehetra ilaina e!!!
32. mabloo ( 02/01/2005 12:11)
de ahona marina zany ra hanao prise de batterie
33. mihanta ( 02/01/2005 16:48)
ikaretsaka za t ho raisim-peo d ahoana :-P
34. ikaretsaka ( 02/01/2005 20:59)
mabloo> tsy maintsy sequence-na amina zavatra hafa (claviers, boites a rythmes, na zavara hafa mandray commande na midi ohatran\'ny windsynth ) izany ny batteries ko.
fa tsy tena batterie tena izy.
izay ilay hoe virtual instrumentation e
35. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:00)
feonao maninona no alaina ry mihanta? :/
36. mihanta ( 02/01/2005 21:12)
feoko mihira ry ikaretsaka :)
37. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:15)
za ve nahalala
hay!!
38. mihanta ( 03/01/2005 13:42)
hihihi efa mahalala amzay zany :-D
39. ikaretsaka ( 03/01/2005 13:47)
ieeee :-D
40. fijo ( 03/01/2005 23:18)
nga ndry te ihira be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4414