fandraisam-peo

41. mamyrafano ( 02/02/2005 07:37)
Za tena mitady mpanao mpandrindra hira mintsy fa alefaso ny e-mail an'i fbi na i ikaretska koa to tena mahavoa an'ily izy mintsy. Milay ka
42. hery ( 02/02/2005 07:49)
i riffeur koa hitako havanana amin'io fa andramo contacter-na ihany. Sady toa voavoakan'i leiry hatramin'ny percussions manahirana anareo.
43. mihanta ( 02/02/2005 18:24)
hummm fa iza lé riffeur?
44. cutie ( 02/02/2005 21:45)
mihanta i rasisika :)
45. fijo ( 02/02/2005 22:54)
hay ve lery le manao rasisika io e.
46. ikaretsaka ( 02/02/2005 23:27)
:roll:
47. ikaretsaka ( 02/02/2005 23:34)
mamyrafano za tsy mandray feo hoa manao asa fivelomana an'io fa mitendry dia mi comandy ilay "mpandray feo" hifanarakaraka @ ilay "feo tadiaviko" fa tsy ilay heo miondana @ table sns ka. fa raha hoe resaka studio sy mandray sns dia manao za fa araka izay tiako ihany fa tsy hoe tena manao mersenera arak'io.
48. fijo ( 03/02/2005 23:04)
raiso ihany aloha anamboarana azy tsara ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4116