joyeuses fêtes aby
1. booboo
(
23/12/2004 07:30)
Mirary krismasy feno fanantenana vaovao,fifaliana sy fahasambarana ho an\'ny namana
ary koa mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana, fiadanana ary indrindra feno fitiavana koa.
Alefako aloha aby ny firarian-tsoa @ zay vita aloha ny adidy :°)
ary koa mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana, fiadanana ary indrindra feno fitiavana koa.
Alefako aloha aby ny firarian-tsoa @ zay vita aloha ny adidy :°)
novalian'i fijo ny 27/12/2004 22:10
3. dezy
(
23/12/2004 11:23)
manaova FETY mahafinaritra doly e ,dia ho feno fifaliana lalandava ny fiana-tsika rehetra ,ary ho tody @ zay hirina ny tsirairay ,
BBBIIIIZZZZZZ mamy ho any REHETRA :-* :-* :-* :-*
BBBIIIIZZZZZZ mamy ho any REHETRA :-* :-* :-* :-*
4. tiana1
(
23/12/2004 13:50)
Torak\'izany koa : mirary fety sambatra fa koa fahasambarana goavana be ho antsika rehetra ! Hitanareo : ilay fahasambarana efa tsy nampohizina iny (tsy voatery hitovy ny an\'ny tsi1-1)... iny no mba tonga ho antsika @ ny taona 2005 !
7. jhouhlambout
(
23/12/2004 17:12)
Dia enga anie ho samy tratry ny fety rehetra manaraka mbola ho avy daholo isika é!!
8. miharina
(
23/12/2004 20:40)
Aiza i Dezy no hanao fety? mba tantarao anay ny fandehany yr reto a! dia tsy ho azon-tsampona daholo ny fikasana tsy efa t@2005 rehetra , hiadapinaritra @zay ny gasy ,mirary noely tena izy ho antsika rehetra tsy ankanavaka , hifampizaran-tsika eto ny taty aminay ! bà be daholo ô
10. fyjl
(
24/12/2004 07:06)
Fety feno fifaliana sy faafinaretana tanteraka no irina ho antsika rehetra.
Ahitantsika soa sy fahombiazana teneraka anie iny taona vaovao ho avy iny.
\"MIFALIA EEEEEEEE!
Ahitantsika soa sy fahombiazana teneraka anie iny taona vaovao ho avy iny.
\"MIFALIA EEEEEEEE!
11. sechat
(
24/12/2004 09:38)
samia manao fety sambatra daholo, dia samy ho tratrin\'ny taona vao2 ndray hiresadresahana eto :-D
12. mihanta
(
24/12/2004 09:40)
ho fety feno fitiavana,fahasambarana,fifaliana ny noely sy taombaovaontsika rehetra. (l) bizzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz b loatra le oul ato d tsy tsy maintsy atao betsaka kou ny biz
13. yonikafopl
(
24/12/2004 14:17)
Manoroka anareo namana rehetra @ zao noely izao, ary dia mirary ny soa rehetra ho an\'ny tsirairay. Ho taom-pifaliana feno fifankatiavana anie iny taona vaovao ho tonga tsy ho ela iny.
14. olly
(
24/12/2004 18:47)
miarahaba ny rehetra tratrin\'ny fety koa dia mirary soa ho an\'ny rehetra ... :-*