Mpanjaka serasera

1. tsyandevo ( 11/12/2004 02:49)
ary maninona ra asina fifidianana \"Roi serasera\" sy \"Reine serasera\"?
de zareo ndray aveo no asina mifidy ny \"tandapa serasera\"
de asina fanendrena \"andevo serasera\" koa ohatra...(andevo serasera = addicted to serasera = accro de serasera)
novalian'i dadabe ny 27/03/2005 14:04
2. maditra ( 11/12/2004 05:25)
Dia ny hevitra ela izany dia efa tsy ao anatin\'ny probabilite possible ianao amin\'ny andevo satria ianao efa tsy andevo! lol!
3. hery ( 11/12/2004 08:18)
fa angaha tsy maintsy ho ireo no classification azo atao amin\'ny namana?
Tsy maintsy hoe mpanjaka sy tandapa sy andevo ve?
Raha azo ampiarina amin\'ny categories rehetra ireo dia angamba mety hoe:
- Misy mpanjaka ao antokatranonao (iza? ianao?)
dia misy tandapa koa ao antokatranonao (iza? Ny zanakao lahimatoa?)
Dia mety misy andevo koa ao antokatranonao (i Madama ve???)
Dia sns...

Tsy miady amin\'ny piesin\'ny Gasy sy ny piesy amin\'izao fotoana izao intsony izany fanasokajiana izany... ampiharo ao antokatrano aloha ka raha mbola mety dia teneno izahay hampiharanay azy.

Ahoana ary izany tomobil asiana kodiarantsarety izany. :-)
4. fanja1 ( 11/12/2004 11:58)
Efa l\'an 2005 ve tsy r\'ireto de mbola misy foana zany resaka zany e? tsssssssssssssssssssss, mampalahelo
5. ikaretsaka ( 11/12/2004 14:26)
tavela any @ 200 taona lasa e :roll:
6. watafon ( 11/12/2004 16:57)
aza omena tsiny izy e ! :?: :?: fa tsy fantany zay ataony !!!
7. kabatritra ( 11/12/2004 17:42)
Tokony tsy asiana kil ity sujet ity fa tsy valable intsony. Tsara koa raja hanova anarana any amin\'ny Mairie ilay tompon-kevitra.
8. mumu ( 11/12/2004 20:25)
:-D
9. mihanta ( 11/12/2004 23:09)
raha za manokana d aleoko ihany mpitsaty serasera
10. ikaretsaka ( 11/12/2004 23:37)
ny ahy dia ny mpandrindra forum ato @ serasera no tiako dia tsy mampaninona ahy e
11. sonwin ( 12/12/2004 20:08)
:?: hafahafa mihitsy io olona io ka :-D
12. ravatorano ( 13/12/2004 07:22)
mihanta>tsaty la dossy zany
nenah aloha d efa izy io ravatorano io ka lwery tsy ho mpanjaka izany mihitsy na aiza na aiza ary koa tsy ho tandapa izany mihitsy fa andevon ny tsaty sy ny forum d tsy mahavita asa njai2 sa tsizany mumu :-D :-D :-D
13. watafon ( 13/12/2004 08:04)
mihanta an !! za kou !!!!!!!!! :-D
14. xxx ( 13/12/2004 11:22)
ny ol tsy de ampy base matetika no mbola miresaka io resaka io @\'zao fotoana zao eee!
15. damaopa ( 15/12/2004 06:40)
Jesoa no mpanjakan\'ny mpanjaka
16. mihanta ( 15/12/2004 17:55)
watafon tsika mitovy feeling foana mou ô
17. mumu ( 16/12/2004 16:13)
ravatorano tsy havita nin nin mintsy!!
mbola ho vôrôka indray andro any raha mitohy!!
18. mihanta ( 22/12/2004 17:07)
ravatorana aiza njay elaela tsy tazana ô
19. annie ( 26/03/2005 09:42)
mampalahelo ny olona rehefa complexé.
20. dadabe ( 27/03/2005 14:04)
te ho lohany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367