vendrana an

1. tenio ( 14/12/2004 14:34)
Nisy mpangalatra telo lahy hono nangalatra paison\'olona. Teo am-pangalarana anefa izy telolahy dia tonga tampoka ny tompon\'ny paiso. Samia miafina daholo izany ary fa tratra eto isika hoy izy telolahy. Lasa ary izy telo mirahalahy niakatra teny ambony hazo midoroboka iray. Misy fanday anefa ilay hazo ka nikofokoka ny ry zareo fa nangidihidy. Taitra ilay tompon\'ilay paiso ka saika hijery teny hoe inona izany mikofokofa ao anaty ravina ao izao. Dia nanao feom-borona ary ilay iray dia lasa ilay tompon\'ny paiso fa hoe vorona izany. Mbola nikofokofoka ihany izy telolahy ka niverina indray ilay tompon\'ny paiso, dia nanao feona saka ny 1 dia lasa indray ilay olona fa hoe saka izany. Mbola nikofokofoka ihany izy telolahy ka niverina fanintelony indray ilay olona, dia nanao feon\'omby ary ilay ary ilay anankiray dia noraisim-potsiny izy telolahy.
novalian'i gasylahy ny 02/02/2005 14:05
2. booboo ( 14/12/2004 14:40)
hihihi
3. xxx ( 14/12/2004 15:34)
hozizy we monnnnnnnnnn ve? ;-)
4. xxx ( 14/12/2004 17:50)
tenio hihihihi
5. fijo ( 14/12/2004 20:54)
izay izany le ombiomby saina
6. welieoelee ( 14/12/2004 21:03)
hihihihihihihihihi tenio e! :-D :-D :-D

fijo
ombiomby saina? Inona indray izany? :-D
7. moi ( 15/12/2004 06:45)
Nanaovako omby masiaka aloha raha izaho no tratra teo e !
8. booboo ( 15/12/2004 06:53)
hihihi MOOOOOOOON ve ?
9. tenio ( 15/12/2004 11:19)
xxx> hihihihihi, hainao mihintsy ilay feon\'omby
10. gasylahy ( 02/02/2005 14:05)
ka efa hoe vachen folle ko !hiihiih :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1805