60%ny vehivavy gasy no mi mast..

1. joda ( 13/12/2004 15:40)
60% ny vehivavy gasy no mimast .ahoana tsy mbola ampy raha ny fijeriko azy :-D
novalian'i RADOUXE ny 23/09/2005 16:39
2. sechat ( 13/12/2004 15:42)
sô de mba lelahy doly reo fa diso enao? :-D :-D :-D
3. chipie1 ( 13/12/2004 15:52)
fa firy no ampy ry joda? :-D :-D :-D
4. booboo ( 13/12/2004 16:36)
:-D
5. nikopol ( 13/12/2004 17:01)
tsy ampy 9% io raha tsy diso aho
6. bodalesoka ( 13/12/2004 17:49)
Marina aloha izany e!! fa ny olana dia miavonavona be ny sasany tsy tia afatsy vazaha no miresaka aminy
7. vegas ( 13/12/2004 18:19)
99 % baina a. Tsisy maharatsy an\'izany nge. Sady ambany lôtra kosa ty 60% nla ty ka! tsssss. Hain\'la oe inona ny tsy naha 100% azy? mety misy 1% bory tanana. snif snif :cry: :cry:
8. fijo ( 13/12/2004 20:48)
izay letsy le toetrambavy te homasina an
9. mumu ( 13/12/2004 20:58)
mamely jôba njay ny ato!!
10. razamble ( 13/12/2004 22:19)
Ahoana ry zalahy ny ataony rehefa mi mast. lé
11. mihanta ( 13/12/2004 22:45)
za kalou mbola tsy nahita anzany
12. totty ( 13/12/2004 23:03)
fa mbafiry marina hono ny vehivavy mi mast
13. mihanta ( 13/12/2004 23:05)
isao d lazao eo ny valiny
14. xxx ( 14/12/2004 06:09)
fa firy marina ny tena izy e!
15. xxx ( 14/12/2004 06:12)
ka ny sipa gasy sasany anie de miseho miavona satria raha vao tsy vazaha de tsy miresaka sady raha vao tsy misy sôsy de tsy ilainy hany ka matahotra ny kofa ny hikôty azy ,de tsy misy mikôty de voatery mimast sisa satria tsy misy..... kofa ee!!
16. xxx ( 14/12/2004 06:26)
io 60% io hono .. saingy fomban\'ny sipa gasy moa io tsy mitsotra sy mi contester ny valiny io foana raha zavatra ohatran\'io no asian-teny.

fahamenarana ve ? fanateren-tsaina ve ?
Vokany diso ny resultat!

io honettete io dia tsy mbola hanana\'ny vehivavy gasy fa \"mahamenatra \" hono izany!

Ny an\'ny lehilahy zao ohatra hoe mimasta izy de manaiky hoe mimasta izy ... nandefa rivotra izy de manaiky hoe nandefa rivotra izy.. raha nitsaokalentika izy alina dia raha anontanian\'ny dokotera na mpanao fanadihadihana sy statistika dia miteny hoe ie..

fa ny an\'ny vehivavy tonga de mena hatr@ laingon-tarehiny\" ary misy ny mandainga.. misy ny teraka hatr@ pipiany vao milaza hoe nanao izy

nefa tsy arak\'io raha sanatria hoe diso andro ka nisy effets ilay fitsaokalentehina! ampio aho dokotera!
17. booboo ( 14/12/2004 07:09)
xxx>tsy ny vevavy gasy ihany io menatra sy tsy haiko aby raha teneninao io refa resaka mi-mast fa ny ankamaroan\'ny vevavy eran-tany mitsy !
18. mihanta ( 14/12/2004 08:33)
mino anzany eritreritrareo zany v nareo
19. chuan ( 14/12/2004 08:54)
Ary hitako kay no mandeha be ny business-na légumes tato ho ato ! :lol: :lol: :lol:
20. mihanta ( 14/12/2004 09:03)
chuan hahahahahah kay tsy nime njay za raha tsy zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423