60%ny vehivavy gasy no mi mast..

61. ikaretsaka ( 23/12/2004 14:34)
fa miresaka sakafo ihany fa raha tsy ankiteniteny tokao ve tsy tena efa any am-kibo vao.....
zany no nihinanako saka voalohany sady farany
62. jhouhlambout ( 23/12/2004 19:33)
:-D :-D
63. fijo ( 23/12/2004 20:55)
vegas,diso letsy aho fa pozisio antsaina no tiako lazaina an.
kaly marina aby izany ko.
64. ikaretsaka ( 23/12/2004 23:02)
zay mantsy hoa
65. poupounesana ( 25/12/2004 13:25)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D :-D :-D
66. ikaretsaka ( 25/12/2004 15:55)
ary rehefa nanadihady aho tena marina ny kozin\'i vegasy an... mampiasa tanana foana aloha rehefa manao zavatra na mijery zavatra tsy fantatra.. izay vao vava..
eritrereto fa raha misy zavatra tsy mbola fantatrareo na tianareo ho fantatra dia kasikasihana foana aloha
67. jhouhlambout ( 26/12/2004 18:13)
:-D ié
68. pseudo ( 27/12/2004 20:37)
de aôna ra boka na mondry le joba no mbô mmasta? hihihi tsy ôlela be :-D
69. ikaretsaka ( 28/12/2004 00:03)
oadray le tanany iny ihany no ampiasainy hikitikitihana ao angamba ko... miaina @ eo ampelatanana e
70. sejianis ( 28/12/2004 10:40)
tsotra be fa aza aolana
ny vehivavy no tene mi mast satria tsotra ny azy
tsy mila rora na menaka na savony toy ny an\'ny bandy ary tsy mila mouchoir hanariana izay mivoaka satria tsy miforitika!
Mba misaina e! i Joda koa de efa mampiasa loha ery!
71. sariaka91 ( 28/12/2004 14:35)
... satria tsy afapo izy ka voatery mamita ny tsy vitan\'ny lhl
ny sondage hitako dia 62 % vhv tsy afapo n\'ny firaisana satria ny lhl dia tsy mieritreritra ny hahafaly ny vhv fa rehefa lasa votsiny ny azy lhl dia vita hono.
combien d\'hommes pensent encore que faire l\'amour c\'est juste éjaculer au bout de 5 mn, alors qu\'il faudrait 15-20 mn à une femme pour atteindre son 1er orgasme lors d\'une relation sexuelle ?
72. vegas ( 28/12/2004 15:21)
sariaka> amiko aloha tsy hoe tsy afapo vao mimasta fa misy feeling hafa koa anie lé izy e. Misy zavatra an, tsara atao irery, fa misy koa tsy tsara atao irery. Misy sipa zao sady minono (mialatsiny aho) no mimasta, de inona zao ny evitrao amizany? nefa ao aloany eo mintsy lé vadiny (na sipany)
73. pitchou ( 28/12/2004 19:41)
mast-atidoha daolo zany @ farany ka
74. fijo ( 28/12/2004 21:30)
revy aby izany e.samia maka fy fa tsirompiainana io.
75. sariaka91 ( 29/12/2004 10:31)
vegas> tsy manda ny fisian\'ny karazana jeux entre deux adultes consentents, fa problema tiako hasongandina ny mikasika ny fitiavantenan\'ny ankabeazan\'ny lhl tsy mahay manome fahafahampo ny partenaires-ny vhv. Firy no lhl sahy milaza fa priorité-ny ny plaisir-n\'lé vhv ? Firy ny vhv sahy milaza fa tsy mbola lasa ny azy nefa le lhl efa nandrora sahady ?
A méditer pour une mast... atidoha :lol: :lol: :lol:
76. fijo ( 29/12/2004 23:21)
ny bandy kely vao manomboka no tena manao an\'io ry sariaka,fa raha efa zatra kosa ngamba tsy hionona amin\'izany fa mba mitady izay ahalafatra tsara azy ka;
77. ikaretsaka ( 30/12/2004 01:07)
fijo> :-D
78. chipie1 ( 30/12/2004 08:21)
sariaka91> le au bout de 5 mn de mirotsaka ve :-D :-D kiiii
79. mihanta ( 30/12/2004 08:35)
ho anreo lehilahy ndana njay zany mimast ati dou araka ny voalazan\'i sariaka :-D
80. sejianis ( 30/12/2004 10:02)
misy sipa koa anie ry sariaka tsy mila 10 mn akoy dia efa mikarainkona e
ary misy bandy efa ho adiny iray mbola tsy tonga ihany
anjaranao ny manontany hoe ianao le mahatonga firy mn raha te hahita fahafinaretana ianao
:lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0855