60%ny vehivavy gasy no mi mast..

21. paola ( 14/12/2004 09:44)
Chuan hahaha
ina no tena be pividy hono
22. vegas ( 14/12/2004 09:56)
paola> baranjely! hihihi
mimasta dôly letsy refa manana ratsantanana a. iza no hanaka azy hanao an\'izany refa irery eo ambony fandrina eo izy? sady tsisy mahita no tsisy aharé, nefa milay bé. Ny ankamaroany hono lé aloan\'ny atory iny no manao satria mapaita tory rapide be. lol
23. ravatorano ( 14/12/2004 10:38)
resaka ho an ny joba malagasy rehetra v io sa ho ana ireo joba mipetraka any ivelany any ihany ????
24. betty ( 14/12/2004 11:36)
oups! ravato> inona no hidirann joba any ivelany @ zay kle
firy @ zay le isany eh! te hahita le valiny zahay
25. mihanta ( 14/12/2004 11:50)
mbola tsy voalaza foana v ny valiny?raha tsy vegas njay tsy mahita valinteny sampona zany
26. vegas ( 14/12/2004 11:56)
ravatorano> ny jô rehetra eto antany (afatsy lé jô notapahana any afrika ngamba an)
betty> ny pourcentage-n\'ny sipa manana ratsantanana no isany e.
27. vegas ( 14/12/2004 11:58)
nymety ngamba an, de aleo tonga de ataotsika eto ny sondage. Ze sipa rehetra manoratra de aoka samy mba hilaza na manao na tsy manao io zavatra mafinaritra zay mbola tsy hita ze maharatsy azy io.
mihanta> enao anie ry mihanta e! hein.. ataovy eo iany aza
28. mihanta ( 14/12/2004 12:15)
vegas d atao inn fotsiny ny bandy raha zany?
29. vegas ( 14/12/2004 12:19)
mba mety reraka fa aina ko nge izy io ry mihanta e. ilaina lé bandy fa tsy votery ho eo anilanao fôna akory. sady mety tsy de hainy tsara lé mi s\'offrir plézir de tsara ra enao tompony mintsy no mandray antanana azy.
30. sechat ( 14/12/2004 12:34)
vegas> tsy manahirana be ve zany? efa zay no anton-draharahany isaky ny mihetsika de mbola zay kou no tsy ho hay? :-D :-D :-D
31. vegas ( 14/12/2004 12:43)
aona mo no ahaizan\'ny drakoto ny feeling ndrasoa? mety ho hainy iany fa tsy eo amin\'ny place ndrasoa mintsy izy aheno ny fafiny azony. sady mba tsy mila miteny tsony anlé oe: \"zaaaaay, eo eeoooo zaaaayyy, mafimafffy hummm\" refa irery de enao rery iany mahita azy eo na tokony mafimafy na moramora na eo iany na okizay.
32. chipie1 ( 14/12/2004 13:05)
manao\" zaaaay , eo eeoooo zaaaaayyy mafimafy hummmmm \" zany ry vegas refa mi mast an! okizay... moramora ... :-D :-D :-D
33. kinaoly ( 14/12/2004 16:51)
waaaaa hahaha :-D
vegas > tsss, zany we remplaçable zany lisany raha zany :?:
34. kinaoly ( 14/12/2004 19:21)
ramaso> zany koutoutsany mou, humm ekspera an
vegas > fa aona refa elà rery no maka ny feeling-là ? tsy ankiteniteny zany ? :roll:
35. fijo ( 14/12/2004 21:18)
jereo ny tananareo sipa ireo ,fa izay mpanao azy dia mavo ny tanany.
36. sechat ( 15/12/2004 09:41)
fa maninona no mavo ry fijo? :-D
37. dezy ( 15/12/2004 13:25)
mavo ny karoty ve??? :-D :-D :-D :-D :-D
38. chipie1 ( 15/12/2004 13:31)
voasary kou mavo :lol:
39. mihanta ( 15/12/2004 18:10)
vegas héhéhéhétsy nahavita azy tany am blonde tany njay nga d mitady ekskizy. :D
40. vegas ( 15/12/2004 20:55)
za tsy tadidiko tsony fa efa ela aho no tsy nanao an\' izany, efa ampy telo andro zay ngamba hihihi.
chipie1> nareo vevavy no teneniko satria nareo no mpiteny an\'io nge e. tsy mila miteny an\'io tsony nareo refa manao rery ao, sa tsy zany letsy? héhéhéhé.
mihanta> hafa iany lé seul klou e, afaka manao position létsalétsa hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2983