60%ny vehivavy gasy no mi mast..

81. dezy ( 30/12/2004 10:47)
ka zao no tena gaigy ny vhv zany tsy mirara lotra ny appero fa tonga de lasopy sokril kou ,ny bandy nefa any @appero no tena maka tsirony tsara (be tsaky isankarazany any ts\'inn) de ary izy efa tsy de mahovoka firy tsony fa eo @ 20mn :-P :-P :-D :-D :-D
82. fijo ( 30/12/2004 21:33)
io ry sipa azo tazomina izay itiavana azy an.ianareo indray aza no trotraka avy eo.
mihanta aninona himasta nefa ny manjakely eo misy
83. pseudo ( 02/01/2005 20:12)
betsaka hono no tsy mahandry tantana zany hoy sariaka.
ko ra maika v ?

Fa tokony hifanontany marina nge zany araka ny tenin\\\'i sejian teo oe \\\"inn akyy no ataontsika ry malala a!ketsa raim sa lalaon taolo sa fomban-drazana sns...

ny olana @ vhv ko nge tsy mba milaza ze mba tia ohatra oe \\\"mbô aôvy borety manary tany oe za seriiiiiii na oe le lanja bao ny adala iny ange mbô tsy adinoko maintsany e!\\\"
de rehefa avy eo @ zay ry sariaka manakiana be ery nefa ny llh tsy mpaminany akory!

hoan\\\'ny coupe efa zatra niaraka mino aho tsy ipetraka zay olana izay;ra tsy oe nisy nangalatra départ angah de lany solika eny antenantenan-dalana
84. mihanta ( 02/01/2005 20:56)
ny zavatra atao tsy vita raha tsy ifanokonana.mazotoa mifampuzara fafiny fa aza tia tena aza :-D
85. sariaka91 ( 04/01/2005 11:42)
pseudo> :-D :-D :-D
mba efa be ihany aloha no hitako ka mahatonga ahy hiteny.
Fa ohatry ny aiza aloha izany borety izany ? Ary ny lanja baon\'ny adala ? tsara ve ? Efa nataonareo ? :D :D :D
Tsy resaka faminaniana fa aminao angaha rehefa tsy miteny ny vhv dia vitaina 2 mn ny asa ?
8O 8O
86. mihanta ( 04/01/2005 13:10)
fijo esory ao amposy ao ty tanana é :-D
87. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:59)
mihanta> raha ny tananao no mangarona ny paoson\'i fijo de miala rapide io
88. pitchou ( 04/01/2005 18:54)
hay ve i fijo ity mahay an\'izany e! ambarako fa mbola ...
karetsaka> dain ty karetsaka! te-hangarona ny paosin\'i fijo ngah?
89. fijo ( 05/01/2005 21:02)
pitchou an za wa mbola izy fa mba fahalalana fotsiny iny ka.
mihanta,ataovy ato ampaosiko indray ary ny tanandry fa malalaka ny patalohako ka mila tazomina tsy hiboritsaka
90. pitchou ( 06/01/2005 18:30)
mihantahanta @ mihanta hitazona ny pataloha an! :-D :-D :-D
91. fijo ( 06/01/2005 23:16)
ka izy tia manao tanana am paosy ko
92. pitchou ( 07/01/2005 22:04)
hihihi! tandremo ary izy sao tsongoin-dry ao ry mihanta an!
93. ikaretsaka ( 07/01/2005 22:18)
aleo i mihanta no mangarona fa zareo samy zareo io mangarongarona io
94. fijo ( 11/01/2005 21:03)
aiza ary i mihanta le
95. dezy ( 12/01/2005 17:14)
io ahorinan\'ela io mihanta less a :-P
96. fijo ( 12/01/2005 23:09)
mihanta.aiza kay iano izany e
97. pitchou ( 13/01/2005 00:27)
mihanta o? miandry i fijo o!
98. totaine ( 13/01/2005 01:50)
ka io kosa anie ry baina azony an-tsaina avikoa izay tiany hamely azy e! :?:
99. fijo ( 13/01/2005 23:27)
izay no tsy hitako le
100. ikaretsaka ( 14/01/2005 00:11)
mihantaaaaaa
ary te hanao aminy eo kay nefa....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228