60%ny vehivavy gasy no mi mast..

101. pitchou ( 14/01/2005 08:45)
:-D :-D :-D ary karetsaka aza mikikika b sao mitsambotra eo mihanta
102. chipie1 ( 14/01/2005 09:02)
:-D
103. fijo ( 18/01/2005 22:11)
faly chipie le
104. petit ( 25/01/2005 13:46)
Za alo r\'zala tsy mbola nahafantatra hoe iny sipa iny ka mi mast.. Asa angamba ra hoe fantatr\'ilaisany hoe : ohatra misy sipa eo ankaikilisany eo dia miteny hoe za mi mast. Dia inona ny fihetsika hataon\'lisany? :-D
105. fijo ( 25/01/2005 21:38)
petit faly aho raha maheno an\'izany.avy dia ataoko hoe aleo hoe mba hataoko raha tianao
106. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:59)
izay ilay tadiavina anie e.. sy hiadiako fo ato.. ny honettete.. ka hitady inona indray fa dia mahafaly hoe efamitsotra ny olona ko
107. petit ( 26/01/2005 11:22)
zay indrindra lesy â! ka toony hisy hitrotra ny tena marina toa izany lesy ny viavy ato â. Sa akory hoy ialahy. :-D :-D
108. ikaretsaka ( 26/01/2005 23:02)
saingy mbola sarotra ho an\'ny sipa gasy ilay honesty io!
fanontaniana tsotra kely ohatran\'io aza dia sarotra ho azy ny mamaly azy
109. mihanta ( 26/01/2005 23:10)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
110. petit ( 27/01/2005 11:35)
Jere ko ry mihanta lozany mivanitika fotsiny fa tsy manambara zay tiany ho lazaina. :-P
111. ikaretsaka ( 27/01/2005 19:16)
zay hoa..
ma ny moramora noho io toy ny hoe hoe mihanta ve manao serviete sa tampax rehefa fadimbolana .... na hoe manao string ve ....aza sarotra aminy ny hiteny heo tsia na eny (honnettement) fa tsy maintsy mikmeme kely foana aloha!
112. mihanta ( 27/01/2005 21:49)
:-D :-D
113. fijo ( 27/01/2005 23:37)
inona tokoa no ampiasain\'i mihanta?
114. petit ( 01/02/2005 11:38)
mahazo pont be mihanta mamaly an'io fa alefaso. ale mihanta, ale mihanta, ale ê! :-P :-D :-D :-D
115. fijo ( 01/02/2005 21:43)
aiza i mihanta o
116. stephane197 ( 05/05/2005 08:37)
razamble:

Ahoana ry zalahy ny ataony rehefa mi mast. lé

izy anie sarokenatra ê ! tsy ho ataony eo mason'ela mihitsy zany ! fa ataovy eritreritra fotsiny hoe tena maka feeling izy

117. yonikafopl ( 09/05/2005 01:59)
:roll:
118. fijo ( 11/05/2005 21:11)
maninona i bebe
119. McFy ( 12/05/2005 01:55)
lava loatra izy zany fa borkéo @ zay kle! :lol: Samia mimast daholo @ zay. Io ts misy virus.
Tsy mila norton na condom
na McAfee kou fa samia makafy =((
120. McFy ( 12/05/2005 01:57)
tapaka oups,

tsy mila AVG na IVG kou
tsy mila être avisé kou
fa lasa zao na mibolisatra aza :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5891