misaotra any micky

1. cafe ( 12/12/2004 16:26)
salut
Misaotra eh ho avy tsy ho ela hamangy anareo ao aminy karajia mbola be ny herehina tsara be doly ny hira ao aminy radio vazo gasy misaotra anareo be dabemisatra micky
novalian'i cafe ny 15/12/2004 16:42
2. damaopa ( 15/12/2004 06:52)
micky sa nicky? ilay mpamaky banky sy mpanao opération karana zanak\'ilay Prof. mpivarotra sujet tao @ médsa ve izany?
3. cafe ( 15/12/2004 16:42)
salut a damaopa
Misaotra aminy remarque désagreable Radaomapa;tsy aiko na lard na cochon aloha fa ny fantatro dé i micfy mpankafy sy mpikanto ary mpkarakara mahafampo eto aminy radio vazo gasy misotra azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1649