Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
kally
(
03/12/2004 19:52)
Mafy izany jangobo
Dia lasa ho\'a ny eritreritro nandinika ny tonon\'ilay hoe \"Jangobo\" -Bessa iny,dia hitako sary an-tsaina be ilay eny @ stationnement eny Anosibe dia samborina daholo io olona rehetra avy any atsimo...
suite
répondu par fijo le 08/12/2004 22:23
hery
(
03/12/2004 18:53)
Mozilla firefox
Ela no nanandramako ny Mozilla (navigateur izay afaka misolo ny Internet Explorer) fa ity Mozilla Firefox ity no hitako fa afaka mifanehitra tsara amin\'ny Internet Explorer.
Malaky dia malaky tokoa ...
suite
répondu par lebotiti le 14/06/2005 08:42
hery
(
03/12/2004 18:49)
Site vaovao ato @ serasera
Misy site vaovao vao niforona indray ato amin\'ny serasera. Tahiry. Jereo etsy amin\'ny lisitry ny sites etsy.
Mbola andrana ihany io hijerena raha misy tokoa ny hilàna azy.
Inona moa ilay tahir...
suite
répondu par oully le 07/12/2004 22:16
tenio
(
03/12/2004 14:52)
Basin\'ariary fito!
Asa raha fantatrareo ny fitenin\'ny ntaolo hoe basin\'ariary fito ka sady tsy takatry ny mahantra no tsy tian\'ny mpanakarena?
Ny fanontaniako dia hoe misy ve io toe-javatra io eo amin\'ny resaka fit...
suite
répondu par fijo le 09/03/2005 22:54
joda
(
03/12/2004 11:49)
mahagaga fa misy mpivady tsy mahasahy misolo akanjo eo imason\'ny vadiny
inona re no antony e misy koa tsy miara mandro @ vadiny :roll: ...
suite
répondu par deghany le 29/08/2005 10:20
sechat
(
03/12/2004 10:34)
Déclaration d\'amour
Ahoana no fomba hitiavanareo hitenenan\'ny lehilahy hoe tiany nareo? Na ahoana no fomba fikotiana lehilahy tianareo na tsy tianareo? Iza no tianareo : izy no miteny alou sa nareo no maka devant? :°)...
suite
répondu par xxx le 10/05/2005 19:18
bichette
(
03/12/2004 07:35)
miova indray ny vola gasy, inona no tena tanjona ?
Miova lava ! fa inona no anton\'izany, misy karazana 10000fmg sns maro .... dia isaky ny taona maromaro dia tsy maintsy mankany amin\'ny banky manova vola lava izao. Raha mba nitahiry vola ka adino ...
suite
répondu par fijo le 13/01/2005 00:01
loockx
(
03/12/2004 03:53)
Fiantsoana ny karazambola gasy
Inona marina ry zareo no tena nahatonga ny niantsoana ny vola amin\'ny argot gasy we kodiny (ariary), keta (ar 2), mavo (ari-4), zaza (ari10), sarii (roapolo), klou (ari100), kala (200 ), gala (arivo)...
suite
répondu par naritsimba le 08/12/2004 11:58
fijo
(
02/12/2004 22:49)
hira misy tablature.
salut daholo,
mety ve ry zareo ny mba hanasivana fahamantarana ny hira efa nisy nampiditra tablatures?amin\'izay mba izay mbola tsy misy no hiasana hitadiavan\'ny sasany....
suite
répondu par hery le 03/12/2004 07:38
chipie1
(
02/12/2004 17:04)
voninkazo aminy ririnina
inona no voninkazo atao nareo eo anjaridaina refa ririnina be ,?...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/12/2004 00:06
rafilozofy
(
02/12/2004 15:44)
Ho anareo ato ihany kah
Finaritra tompoko, Tena mba natokako ho anareo mpiandraikitra mihintsy ity e: tsy izany fa nandefa hevitra tao @ resa-dehilahy aho t@ maraina ka rhf niverenako nojerena ilay izy izao dia tsy afaka nij...
suite
répondu par fijo le 02/12/2004 21:42
bichette
(
02/12/2004 10:56)
elektrika daholo izay raisina ...
..; indrindra hrehefa ririnina ny andro, mba inona no mahatonga izany ? akanjo akrilika hono sy moquette hono no mahatonga izany. Inona no atao mba hialana amin\'io satria lasa taitaitra foana, na re...
suite
répondu par pitchou le 18/12/2004 06:00
angie
(
02/12/2004 09:04)
Bodo, Rija Ramanantoanina, Luc&Mahery
Ho avy aty Italie izy ireo hanao spectacle sy fin d\'année. Mba misy afaka milaza ve we inn no hira vaovaon\'izy ireo malaza any Dago any? Ary inn no hirany tianareo indrindra. :) ...
suite
répondu par fijo le 26/01/2005 21:52
tsyandevo
(
02/12/2004 01:57)
Fanajana sy fiarahabana
Tsaràva tompoko!
...
suite
répondu par ramaso le 20/12/2004 22:40
lema
(
01/12/2004 19:14)
ny fitiavana sy ny vola
mety mampitombo na mampiena ny fitiavana ve ny fisiana na tsy fisian\'ny vola ao an-trano na @ couple.
fa ny fantatra alou dé ny vola foana hatramin\'izao nbo mahery nohon\'ny fitiavana e!...
suite
répondu par zandrikely le 24/05/2005 14:14
hery
(
01/12/2004 13:42)
Afoizo ny ala atsinanana
Fiteny foana hono ny hoe \"Ngah ho lany ny ala atsinanana\" satria ohatran\'ny hoe amazone zany mihitsy iny ala iny... lainga be... mandehana any Tamagà dia ho hitanao fa efa babangoana ny ala atsina...
suite
répondu par Herimiafina le 28/08/2005 22:44
hery
(
01/12/2004 13:39)
Sao mihidy eo :-)
Ary toa tsy misy manoratra ato?... sao mihidy eo ity fa aleo sokafana :-)
Hanoratra zah refaveo...
suite
répondu par cutie le 14/04/2005 13:56
joda
(
01/12/2004 12:34)
encore vierge à 30 ans
ahoana no eritreritrareo :-D ...
suite
répondu par nounousy le 24/02/2006 14:48
lucas
(
01/12/2004 12:25)
Resaka \"Première amour ihany\"
Zaho dia manana olon-tiana.Miteraka olana foana matetika io resaka firaisana voalohany io satria manko toa tsy zakako ny mieritreritra fa efa vita izy no miaraka amiko nefa za koa mba efa ôtrizay iha...
suite
répondu par fijo le 08/12/2004 22:54
mbolakely
(
01/12/2004 08:21)
fangatahana
Ny Mponina any amin\'ny faritra Alakamisy Fenoarivo iny dia maniry ny hisian\'ny Cyber café any fany dia tsy mbola misy sy resaka momba ny informatique rehatra§
Ka tsara be raha mba hitadiavana moy...
suite
répondu par besoiiin le 13/12/2004 08:53
