Mafy izany jangobo

1. kally ( 03/12/2004 19:52)
Dia lasa ho\'a ny eritreritro nandinika ny tonon\'ilay hoe \"Jangobo\" -Bessa iny,dia hitako sary an-tsaina be ilay eny @ stationnement eny Anosibe dia samborina daholo io olona rehetra avy any atsimo andrefana rehetra io,dia efa milaza ilay olona fa tsy hitany Belolo fa tao Morondava moa sa taiza izy ny omaly dia tao Miandrivazo aninkeheo,dia mbola midohika ihany ny iray hoe hay,zavatra tsy lavitra avy eo ange Belolo e!mafy izany kah!Eritrereto indray hoe ao @ aéroport dia ity olona midina avy @ corsair nanao escale tao Ivato rehetra ity samborina daholo hoe tany M/car ve ianareo?eritreritra nandalo marina!!! :-P
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:23
2. watafon ( 04/12/2004 10:59)
tena marina zany ry kally an ! za ange avy aty belolo e!! :wink:
3. zakilinina ( 04/12/2004 19:18)
Belolo : eo anelanelan\'i Miandrivazo sy Morondava
4. nikopol ( 04/12/2004 19:22)
ie, vô nisy olona tonga avy any !
5. methode ( 05/12/2004 00:32)
Iza no avy any Belolo ato? Sao de lolo vokatra???? Hihihihi Misy manina ny akamany indray ao de lasam-borona eo!! Hihihihi! Mbola ho avy izy fa aza malahelo e!!!
6. loockx ( 06/12/2004 03:22)
Za efa nijann roa andro tany Belolo fa za tany ndray no jangobo d nody za aveo, kanjo tonga tany Anosibe d tsisy mpitsena akory :cry:

Fa ( ) tena milay any rah tia fiainana tsotra sy tia natiora, fa tsy d azo ijanonana ela.
7. ramoul ( 06/12/2004 20:45)
Inona kayny dikan\' zany Jangobo zany fa tsy mety azoko mintsy é!!?
8. fijo ( 06/12/2004 22:30)
kally nga jangobo???????
9. loockx ( 07/12/2004 03:25)
ramoul>manina na malahelo
10. kally ( 07/12/2004 06:53)
fijo>tsy jangobo aho fa lasa eritreritra ho\'a e!
11. chipie1 ( 08/12/2004 11:30)
ary za mieritreritra we anaratanana le \"jangobo\" hihihi
misaotra any i loockx :-D
12. fijo ( 08/12/2004 22:23)
chipie izany ve?
hay ve ry kally,noheveriko fa .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5096