Déclaration d\'amour
1. sechat
(
03/12/2004 10:34)
Ahoana no fomba hitiavanareo hitenenan\'ny lehilahy hoe tiany nareo? Na ahoana no fomba fikotiana lehilahy tianareo na tsy tianareo? Iza no tianareo : izy no miteny alou sa nareo no maka devant? :°)
novalian'i xxx ny 10/05/2005 19:18
2. xxx
(
03/12/2004 10:42)
minamana1) na minamana be aloha dia miteny izy hoe \"mahafinaritra ahy ianao\"
2) raha tsy mifankahalala firy dia \"mahafinaritra be ahy ianao ary te hiaraka aminao aho, aza tonga dia mamaly fa mangalà fotoana hieritreretana na inn na inn valiteninao dia mpinamana foana isika\"
halako ilay lehilahy tonga dia mitazotazona ireny na tonga dia manao fihetsika hafahafa ireny indrindra moa raha efa tsy tianao ilay bandy, vao maika tena degoutée total mihitsy. Lasa tsy misy fahafinaretana intsony na ny miresaka aminy aza fa lasa matahoatra foana sao dia tonga dia hanao fihetsika hafahafa ilay bandy.
manontany vao manoroka

5. chipie1
(
03/12/2004 15:25)
booboo> hombohina hihihihi
ie marina fa le oe manoroka ny takolaka fona ve ? :-D :-D

7. poupounesana
(
03/12/2004 18:03)
le izy tsy d haiko dieny mialoha hoe zao no fomba fikotiana tiako fa ny nandaitra tamiko no holazaiko eto :
-rehefa tsy tonga dia miteny mivantana amiko hoe tia ahy na mampiseho b hoe mitady hiaraka amiko fa par sous-entendu no ampisehoiny izany (oh:rehefa misy hira d eo @ le teny tiany asongadina d hirainy eo ampototsofiko lay \\\"mot-clé\\\"/
milay b ry reto le rehefa miresaka d par sous-entendu, satria @iny somary mila mikaroka kely hoe inn no tian\\\'ilay iray ambara! sady mampisy piment no mampitombo ny complicité iny manko!
-rehefa mitovy ny zavatra mahaliana, sy ny tanjona eo @fiainana
nefa koa rehefa tsy mitovy hevitra amiko (@zay afaka miady hevitra tsara eh)
rehefa tsy superficiel (tsy miseho ho hendry b nefa....) fa sahy mampiseho ny côté-ny rehetra na ny tsara na ny ratsy (dikan\\\'izay manko anjarako ny mandinika hoe ho zakako sa tsia ny toetra ratsiny! (iny moa ananan\\\'ny olondrehetra manko)
d hatreo ihany alou fa mbola misy tohiny

11. poupounesana
(
04/12/2004 06:17)
lema ah, zà tia surprise kah! fa le izy ange tsy surpirise iray ftsiny d ampy eh! :wink: il faut nous plaire éternemellement zany eh!ty hoe rehefa nanaiky hiaraka aminaroe zahay ddéfinitivement acquise! tsy maintsy mba miezaka manao zay mety foana eh!zahay koa anie vonona ny hanao an\'zany koa eh! fa miandry ny avy any aminareo alouh
13. kikah
(
04/12/2004 18:11)
nena lou refa misy bandy mafnaritra ana ka iz kou itako oe intéressé dé apresahako dé manao fietsika ahitany a oe za kou né....fa ts mlay lé bandy mseo bogosy be reny dé iz ndray miandry kôtina vé rangah!!!!Za lou jèm bien lé mec tonga sà mteny oe mafnaritra be ana enao... : :wink: :wink: :wink:
14. zakilinina
(
04/12/2004 19:49)
Tena art io resaka io. Naturel en plus. Any an-dafy any misy agence mampianatra lhl mikôty. Betsaka indrisy ny zavatra tsy vitan\'ny natiora fa mila ny asan-tànan\'olombelona.
15. pitchou
(
04/12/2004 20:08)
ie! mahafinaritra be tokoa le miresaka par sous entendus iny! raha mahafinaritra anao le bandy an! fa raha le bandy mahasosotra ireny d miala pà fotsiny izao aho alou!
le vantambantana alou d tena tsy voako e! aiza ve ranagah misy ny sasany vao izay vao hiresaka voalohany aminao d ny tiako enao no asesiny! ireny d efa tsy raisiko ho serieux mihitsy

17. poupounesana
(
06/12/2004 07:12)
marina akia zany ry pitchou ah! le bandy anie misy mieritreritra antsika ho kentrina mitsy eh!f\'angah izy ity vita\'ny zet\'aime! :{ :{
zay hoà le mahatsara an\'le sousentendu; rah tsy milay le bandy d azo odiana fanina ftsiny tsotra izao! iny koa anefa no azo ijerevana hoe mifandray tsara v ny onden\'ilay futur couplesa tsia mifandray mitsy! le culture sy ny sns manko mi-jouer role b @zay!
kikah, tena lasa lavitra b mitsy le resak eh? sa zà no b resaka loatra

18. ravatorano
(
06/12/2004 08:28)
poupou>pitchou>ka lasa takoritsika indray raha ventsoina moramora eo ampototsofina izany kle
raha misy namana maro aloha eo defa hafa ny fihevitry ny maro amin izay resaka ampototsofina izay :-P :-P :-P raha ianareo irery indray d hampimé raha hiventso moramora izy nefa tsihitako ze manakana azy hikalo masiaka eo anoloanao :-D :-D :-D :-D :-D

19. pitchou
(
06/12/2004 18:29)
ravato> tsy raikitra kou le eo am-pototsofina! sady mangitikitika no loza raha mihevina tampoka izy! d tsy mitakoritsika no filaza an\'izany fa mibitsibitsika!
20. fijo
(
06/12/2004 23:37)
nahazo lesona aho ry sipa fa misaotra an.za mantsy tsy mahay an\'io fomba io.