Déclaration d\'amour
21. mihanta
(
07/12/2004 09:13)
ny ahy le bandy mahay mandangolango ny foko.na ny fomba fijeriny sy ny fitsikiny d milaza zavatra hafahafa mambabo..toy ny taratra hazavana
22. xxx
(
07/12/2004 09:39)
ilay complicité alohan\'ny hiarahana tokoa mahafinaritra satria efa a l\'aise tsara , ilay rehefa tsy fantatra mihintsy ilay bandy mankony dia tsy a l\'aise loatra. marina ny an\'i poupounesana, ilay vetsoina moramora ao ampoto tsofina indrindra fa mba efa mahafinaritra ilay bandy dia tonga dia mampitsiky be mihitsy.
misy ilay bandy tsy tsy tena hoe mahafinaritra dia tonga dia miseho hoe tia be sy miseho hoe efa raikitra dia mitositosy kely madinidinika manisy biscuit ao ambavanao nefa efa nokakeriny beurk tsy tiako lasa vao maika negatif ny valiny. ny tena tiako dia misy complicité tsara aloha dia mimproposer ilay bandy hoe hiaraka hijery cinéma na hoe hiaraka hisakafo na hoe hiaraka handeha amin\'ny toerana iray dia araky ny voalaza teo manao sous entendu kely madinidinika dia tsy mi fonce fa mitsapa raha ankasitrahako ilay ataony izay vao miroso amin\'ny dingana hafa

24. dezy
(
07/12/2004 14:08)
henay tcha mba mahay zao mandambolambo zao moa fa de homena omby roa ndroky de ndao eee :-D :-D :-D :-D :-D
\" ho meko anjakanao ny abakabaka,ny kintana azonao hakana ataonao firavaka\",raha sendra hetaheta,omeko anao ny Ony, sotroy zay laninao rehatra mandrapahatony,ratoa sendra mosary hotolorako sakafo,na laoka na vary,ny tena tsara sy lafo\"

27. ramoul
(
07/12/2004 20:14)
Tena mahavarina mintsy nereo vhv tony refa mitantatra zavatra ka!
Misaotra aloha nanome toro hevitra é, tonga de manao fampiharana mintsy zah refa mahita sipa milay B anaky ray eny an-dalana :wink: Melsy :lol: :-D
Misaotra aloha nanome toro hevitra é, tonga de manao fampiharana mintsy zah refa mahita sipa milay B anaky ray eny an-dalana :wink: Melsy :lol: :-D
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ramoul ny 07/12/2004 20:15
30. lema
(
08/12/2004 11:38)
néna zao lé mody manao mampalahelo reny ny fikako mandra-pa,mody menamenatra.
32. fijo
(
08/12/2004 23:23)
ka raha io an\'dry xxx sy poupou io izany dia tsy hisy sipa azo indray alina mihintsy.
33. mimich
(
09/12/2004 07:54)
inn ko ry fijo zany oll azo ndray alina izany, mieritrereta rehefa izany no mitranga fa misy tsy mazava ao
36. kinaoly
(
09/12/2004 13:33)
mumu, mihanta > hihihi, atao rezerva refa mahita olotiana iny :idea:
38. yonikafopl
(
09/12/2004 19:33)
za kounkou tena mandinika tsara ze voalaza, rehefa le samy mihainio RVG iny de misy le hira mitory fitiavana reny, de avy izy manoratra ny tonin\'ilay hira .... hay ve ka izany no heviny eeeeeee!!! zay vao azoko :-P mitovy ihany ve ry poupoun na tsy ataony eo am-poto-tsofina aza fa ataony eo ambany maso :wink:
40. poupounesana
(
10/12/2004 09:26)
atao inn marina sipa azo indray alina eh! ry fijo zany kosa d efa maika loatra! fa matoa aloha le sipa manaiky @zay d mety efa misy aretina izy izay! na manaikitra koa! :^) en tt cas mba mailo aloha!sao izy indray no hanamboatra anao eo!
yoni ah, ohatra fotsiny le ampototsofina fa misy fomba bdb azony anehoana ilay izy kah! zay le miovaova technique de séduction izay mitsy koa anie no tadiavina @ny eh! sady afaka mizesta izy @zay (fa mahay) no tsika koa faly sy ravo fa misy mpiakarakara sy mpandangolango :wink: