Déclaration d\'amour
81. xxx
(
19/01/2005 10:33)
mahaliana sy mahavariana daholo izany e !
Fa tsara koa anie ny mikaoty e !
efa nisy nanandrana ve ????
Fa tsara koa anie ny mikaoty e !
efa nisy nanandrana ve ????
82. poupounesana
(
20/01/2005 15:13)
ie! tsara io kah! saingy mila mahay azy tsa avo miditra @zany fa so mahazo tehamaina mandrivorivo
83. fijo
(
20/01/2005 22:01)
nendry koa dia herisetra foana.mitady fanajana ndry nefa tsy manaja ny tenandry ka olana be
84. poupounesana
(
22/01/2005 08:45)
tsy manaja ny tenako @ahoana koa eh? inn oahtra no tsy nanajako ny tenako tep ry fijo?
86. poupounesana
(
01/02/2005 06:49)
zay mahazo tehamaina no tsy manaja ny hafa sy tsy manaja ny tenany ry rto ah! fa inn mitsy no tsy aritrareo amiko toa itambaran'ireto foana aho marian han
87. poupounesana
(
01/02/2005 14:53)
efa ela io no voahaja ramaso ah! nareo zao no mbola lavitrezaka
92. poupounesana
(
03/02/2005 06:38)
toa mitady ho hors sizé izy zany aleo averina eto le sizé kah
Mpandefa : sechat 03-12-2004 13:34:09
Ahoana no fomba hitiavanareo hitenenan'ny lehilahy hoe tiany nareo? Na ahoana no fomba fikotiana lehilahy tianareo na tsy tianareo? Iza no tianareo : izy no miteny alou sa nareo no maka devant?
ny lehilahy rehtra @io fehezanteny io soloy hoe vhv
d aleo mbo anontaniana i fijo sy ny lelà rehetra hoe ahoana no fomba fikotian'ny vhv tianareo sy tsy tianareo?

93. zandrinifijo
(
03/02/2005 06:46)
ze tsy revena tonga de kozina sec be we tiko enao fa oany fa oany. ze tena tina ndray jerijerena tsara d andrasana andro vitsivitsy alo vao tenenina ra mahasaky miteny. sa tsy zany ranjokinibe?
94. fijo
(
04/02/2005 01:11)
izay fa efa voalazan'ny zandriko.za tsy mbola niteny hoe tiako ianao ry poupou an.mbola miandry kely. :P :P :P
96. poupounesana
(
04/02/2005 07:32)
na tsy hiteny aza i fijo d olonkafa no hiteny zetem anà!
tsy azonareo mitsy le fanontaniana! hotran'ahoana hoà ny fomba fikotin'ny vhv tinareo! sa @anroe tsy mahazo mikoty mitsy ny vevavy? d hoatran'ahoana ny tsy tianareo
tsy azonareo mitsy le fanontaniana! hotran'ahoana hoà ny fomba fikotin'ny vhv tinareo! sa @anroe tsy mahazo mikoty mitsy ny vevavy? d hoatran'ahoana ny tsy tianareo
98. poupounesana
(
09/02/2005 13:11)
aleo tsy fijo no hanandramana so d everinao raisinoa serieux eo d aveo zà jay no tratran'ny harcelement