Déclaration d\'amour

101. ra8mbandana ( 15/02/2005 09:14)
za tsy mety andramana fa anontanio hevitra ny vadiko :lol:
102. kintanala ( 15/02/2005 20:07)
Dia ahona injay reny olo tsy mety miteny reny mitsy :-o ...nefa efa hita izao fa.... :-P
ntsooo :-*
103. fijo ( 15/02/2005 21:42)
poupou ,andramo aloha wa
104. poupounesana ( 16/02/2005 07:58)
an3 wah!
105. fijo ( 17/02/2005 00:06)
le ka aiza ary no ahitana azy raha tsy hanandrana ianao
106. poupounesana ( 19/02/2005 14:16)
ary maninn rah enao no manandrana d zà mitazana sady miarbitra eh?
107. fijo ( 21/02/2005 23:33)
ka tsimaintsy enao no miara manandrana amiko ko
108. ikaretsaka ( 22/02/2005 00:31)
mody miady ndray reto le
109. fijo ( 22/02/2005 23:33)
izy ihany io ka
110. poupounesana ( 24/02/2005 09:21)
zay mangina volamena eh
111. fijo ( 24/02/2005 23:55)
izay miteny diamondra eh
112. poupounesana ( 28/02/2005 08:22)
tsy aleok v volamena toy izay diamondra!

valin'i fijo t@22-02-2005 02:33:51 : marina fa zà no tena milay :twisted: saingy tsy natao hanandrana akory ny tenanay! :twisted: :twisted: :twisted:
113. fijo ( 01/03/2005 21:35)
ndao wahanandrana fa tsssssssssssssss
114. poupounesana ( 05/03/2005 05:54)
asivo déclaration kely alou jerena ny patiny eh
115. dadabe ( 05/03/2005 10:49)
poupou>non njy tsy manandrana
fijo>hihihih
116. poupounesana ( 05/03/2005 13:36)
zay mitsy dadabe ah! koa raha tys inn eh?
117. fijo ( 09/03/2005 22:28)
avelao rangahy izy hanandrana fa tssss
118. poupounesana ( 20/03/2005 06:47)
inn tsara alou le handramana ry fijo! zay manko fady maloto
119. fijo ( 25/03/2005 00:15)
za handramana e.za madio be
120. poupounesana ( 28/03/2005 12:05)
hehehehe! le madio-nao toa tsy mitovy @ le madio eritreretiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1239