Déclaration d\'amour

61. poupounesana ( 21/12/2004 13:48)
d avereno @ le déclaration le resaka aveo refa voadihady le oll han! zà manko sura hoe vety2 kely d ho vita ny fijoroana ho vavolombelona satria vitsy kely ry zareo
62. ikaretsaka ( 21/12/2004 14:23)
oadray.. mareo mpamaky roman reo tokoa ve de tsy efa nahita izany heo coup de fourde de mariazy las vegasy de 4 ny ankizy de...
hozizy oully zay hoe ils se marierent et maninona bokou danfans? moa?
63. poupounesana ( 21/12/2004 17:13)
roman inn alou zany eh? so de sas? toa sy zany akory ny farany reny sas reny kah!tonga d samy mandeha samy mitady d misy maty aveo ny sasany!
fa rah harlequin alou d mbola tsisy resaka machin-chose mitsy rah tsy efa sur fa hoany @ mairie eh! raha tsy hoe le série rouge-passion reny angah! @reny aza mbola misy suspense voa misy action!
rakaretsaka koa d efa tsy maharaka filma tsony! any @ le conte reny ihany no misy an\'zany ils se marièrent et eurent bcp d\'enfants reny!fa tsy @roman :-D :-D :-D
64. fijo ( 23/12/2004 21:21)
poupou kay SAS avy dia action avec vodka
65. poupounesana ( 25/12/2004 10:52)
azavao tsara ny tian\'i fijo lazaina ka!sao lazain\'ny oll fa zà ndray no SAS!
66. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:53)
mailo be an :^)
67. totty ( 26/12/2004 02:00)
kay le anona a! (l) (l) (l) (l) (l) (l)
68. poupounesana ( 27/12/2004 15:21)
tsy maintsy mailo koa!tsy mitovy daolo anie ny QI antsika eh :wink:
69. mihanta ( 27/12/2004 17:22)
zany foko torotoro :P
70. pseudo ( 27/12/2004 23:23)
melsi an! tena hampitombo ny tsaikefa ananan\'ny kôfa maintsiny ty kôzy ty!

melsi! f\'zah hats@zôo d na le jô no mikôty na efa niraikiraiky efa raisim-potsiny vô mbô mahazaka aho :-D
71. xxx ( 27/12/2004 23:48)
originale foana :

Mpandefa : ramaso
08/12/2004 21:56:35

Lohateny : Val : Déclaration d\\\\

eo am-pitsaokalentehina koa milay ka

kozy zany e.. sady manovokovoka elà no manao hoe tiako enao eeee
72. fijo ( 28/12/2004 20:57)
poupou an aiza ary izany QI nao izany.ianao ihany no miresaka boky SAS eto.ao tsy misy hafatsy action sy malko misotro vodka.dia ampiasao amin\'izay ny saina
73. poupounesana ( 06/01/2005 17:29)
nen\'i fijo koa! ny saiko efa miasa foana fa enao tsy mba mahatsapa mitsy sady vaky mitsy ny lohako mieritreritra hoe ahoana aza no hanovana an\'ity fijo ity ho olonkendry sy masina
74. fijo ( 06/01/2005 22:38)
kay le olana be any nga izany ry poupou.za anie ka olona hendry e.sady toa masina koa hono
75. poupounesana ( 08/01/2005 06:37)
ny hono sy ny tsy misy ndray d mitovy ihany rah @zay resaka fahamasinana izay no jerena! sa enao v sanatria le anjely latsaka an-tany? :-P :^) :-D :-D :-D
hay d i fijo t@28/12 : ny tiako tenenina d hoe azavao tsara so tsy azon\'ny oll sasany wa le resaka SAS! azonao @zay?
76. fijo ( 11/01/2005 22:01)
ka ianao tsy nilaza hoe ilay sas no hazavaina ko.
77. poupounesana ( 12/01/2005 17:40)
ka miankina @le qi ihany io eh :-D :-D :-D
78. fijo ( 12/01/2005 23:01)
tsy mazava ny fanazavanao ko,mila mianatra manazava ianao
79. poupounesana ( 18/01/2005 15:22)
zany v!ampianaro ary zà eh!
80. fijo ( 18/01/2005 23:02)
pratika no haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227