fangatahana

1. mbolakely ( 01/12/2004 08:21)
Ny Mponina any amin\'ny faritra Alakamisy Fenoarivo iny dia maniry ny hisian\'ny Cyber café any fany dia tsy mbola misy sy resaka momba ny informatique rehatra§
Ka tsara be raha mba hitadiavana moyen izany. Misaotra tompoko!
novalian'i besoiiin ny 13/12/2004 08:53
2. xxx ( 01/12/2004 10:09)
sotsa e!
3. sechat ( 01/12/2004 11:00)
mbola kely loatra ianao ... :-D :-D :-D
Laingako zany manko e! raha mba misy te hanorina cyber hono ry reto de any zany a!
4. aly ( 02/12/2004 19:33)
Tsar izany hevitra izany fa ataovy izay mety fa ho avy izahay hanao izay azo ato. Eo akaikin\'ny vavahadin\'ny tsena ve sa aiza. Omeo toerana izahay sao misy azo atao.
5. davy ( 02/12/2004 20:52)
Azi atao tsara izany rehefa matotra ny resaka.
Manao ahoana nefa ny potentialitén\'ny client any?
6. mbolakely ( 03/12/2004 06:57)
Ho an\'i davy

Za mahita fa tena betsaka ny ankizy no mitady io fa manenjika aty amin\'ny ville daholo hono ry zareo satria nkizy avy any mihintsy no nitany tamiko izany
7. mcfy ( 04/12/2004 18:30)
mbolakely,
ka mety le ankizy no mahita ol fa mety tsy ho betsaka akory nge par rapport aux investissement e!
zany hoe manohana ireo izay mba hanao izay hamapandroso ny tanàna mandrakariva aho.
8. besoiiin ( 10/12/2004 20:32)
misy trano azo asiana azy alou any e!
9. ikaretsaka ( 10/12/2004 21:24)
-ny trano aloha misy ary mety tsy ho sarotra ny hitady azy-ny courant misy satria tingan\'ny jirama tsara i fenoarivo

-ny Kil izany misy ( ny ankizin\'i vontovorona oa manome toky)

-fa ny reseau ve mahatakatra raha ny avy any tana no takarina mankany?
-Ahoana ny securite?
10. besoiiin ( 13/12/2004 08:53)
ny réseau alou mety hatakatra ihany raha mibanaka tsara ilay toerana e! azo heritreretina ihany ny mi-invest any raha toa ka tena matotra ny kil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311