hira misy tablature.

1. fijo ( 02/12/2004 22:49)
salut daholo,
mety ve ry zareo ny mba hanasivana fahamantarana ny hira efa nisy nampiditra tablatures?amin\'izay mba izay mbola tsy misy no hiasana hitadiavan\'ny sasany.
répondu par hery le 03/12/2004 07:38
2. lejim ( 03/12/2004 00:47)
Izay mihitsy hoy aho. Ary azoko ampiana ianareo amin\'ilay hirako mitondra lohateny hoe Sombotro vao haniry! na Gianna
3. hery ( 03/12/2004 07:38)
Salama,

Raha ny tokony ho izy dia mitranga ao amin\'ny site tononkira ny hira misy tablatures.... Fafaina avy hatrany izay tononkira mipetraka ao amin\'io hoe misy tablatures io kanefa tsy misy akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.491