mahagaga fa misy mpivady tsy mahasahy misolo akanjo eo imason\'ny vadiny
1. joda
(
03/12/2004 11:49)
inona re no antony e misy koa tsy miara mandro @ vadiny :roll:
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:20
3. sechat
(
03/12/2004 13:38)
...Nefa ve ho hita foana? :-D :-D :-D
Le miara-mandro alou mety tsy mety satria sô de tara ! Sady mety tery kely le douche de tsy omby ol 2 :°)
Le miara-mandro alou mety tsy mety satria sô de tara ! Sady mety tery kely le douche de tsy omby ol 2 :°)
5. chipie1
(
03/12/2004 14:43)
sechat? tara? :-D tsy voatery oe refa ande vao haka douche ka :-D :-D
le oe tery kely ndray ....... :-P
le oe tery kely ndray ....... :-P
7. hery
(
03/12/2004 15:20)
/me mitady ny antony :-)
- Angamba tsy mahatanty ny iray fa tonga dia raikitra ny tolona dia aleo tsy hitan\'ny vadiny miboridana...
- Angamba ela tsy nandro ilay ranamana dia matahotra sao dia menomenonan\'ny vadiny hoe \"andray zany tsokoko\" :-)
- Angamba ilay ramatoa tsy misaraka amin\'ny zanany foana na aiza na aiza (mitrotro ohatra) ka sarotra ihany ny hanala akanjo eo imason-janaka.

8. sechat
(
03/12/2004 15:22)
tsy ferana daholo zany rehetra zany. Iza moa no mahalala izay ao an-tsain\'i raolombelona? :roll:
9. chipie1
(
03/12/2004 15:31)
hery> de eo zany no mahatonga anle oe tsy hanao aminy mazava satria tsy mahataty mahita anle vadiny miboridana?? :-D :-D
tssssss
tssssss
11. fanja1
(
03/12/2004 16:35)
ny saina njay hoy aho no mitondra an\'io, mety mbola manaraka ny fomban\'ny taloha ny sasany!
12. pitchou
(
03/12/2004 18:05)
ka le anaty maizinad maminany hoe sahala @ ahoana koa ange mahafinaritra e!
15. rivorijasoa
(
04/12/2004 01:27)
Sao kosa ary hoe matahotra ny hahita tafondro dia matahotra ny ho voatifitra? :-D :-D :-D :-P
16. poupounesana
(
04/12/2004 07:27)
:-D :-D saina alou no tena mitondra an\'io eh!fa nad izany aza hoatrany tsy d normal loatra zany zavatra izany!sao d manafina zvt @ny vadiny aza le iray fa nadiditra tany @sisiny tany!fa na d zany aza tsindray2 zany fa tsy foana!asa ry reto zé antony kah!
17. zakilinina
(
04/12/2004 19:24)
Ohatran\'ny naheno fitenenana aho hoe :
\"aza mitanjaka imasom-bady\" ?
\"aza mitanjaka imasom-bady\" ?
18. pitchou
(
04/12/2004 20:29)
na sao d tsy concentré fa ilaozana mifanao tarehy ratsy d lasa miomehy fotsiny fa tsy misy zava-banona?
19. ravatorano
(
06/12/2004 08:58)
:-D :-D :-D :-D
ekeko ilay hoe ny saian ihany no mitondra an io eh fa amiko manokana tsisy mampataotra anah manao an izany. :idea: fa misotr eh :-P
ekeko ilay hoe ny saian ihany no mitondra an io eh fa amiko manokana tsisy mampataotra anah manao an izany. :idea: fa misotr eh :-P
20. nyaina
(
06/12/2004 11:17)
miankina @ fahazaran\'ny tsirairay io rehefa zatra tamin\'ny voalohany dia mety tsy ho taitra intsony aty aoriana