Resaka \"Première amour ihany\"

1. lucas ( 01/12/2004 12:25)
Zaho dia manana olon-tiana.Miteraka olana foana matetika io resaka firaisana voalohany io satria manko toa tsy zakako ny mieritreritra fa efa vita izy no miaraka amiko nefa za koa mba efa ôtrizay ihany.Lasa sangy mahasorena mihitsy ny anay ny miteny hoe:\"Azafady raha mampahatsiahy\" rehefa raikitra ny adiady.Araka ny hevitrareo anefa dia fomba ahoana ,o ialana @ zany?
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:54
2. sechat ( 01/12/2004 12:39)
Mitovy ihany ange nareo zany koa inn no problème-nao? :-D :-D :-D Sa nenao mbola tsara2 kokoa? :-D :-D :-D
3. loockx ( 01/12/2004 12:43)
amboary ny saina ry akama a. Zay ihany no fanafodiny. Lasa manimba saina fotsny ary mety hanimba ny fiarahana kou farany refa tsy mety manaiky ny eritreritrao
4. mihanta ( 01/12/2004 12:53)
inn kou ary zany ry loockx,mba zay hampateza ny fiarahana sy hahatsara azy no ataovy. :)
5. lucas ( 01/12/2004 13:34)
Toa mitovy nefa tsy mitovy zany ry sechat a!Tsy hoe ny ana no mbola tsara2 kokoa fa amiko dé hoe izy sipa.Ny tiko alo dé mbola ôtrizay nefa???....
6. anjatiana ( 01/12/2004 13:54)
fa hono hoa r\'i lucas, ianao v nefa efa niaraka t@ olona talohany? d zany hoe efa tsy izay koa no volohany ho ahao, d mitovy ihany zany! tia tena b enao ra zany no fisainanao.
7. sechat ( 01/12/2004 14:08)
lucas> na mitovy na tsy mitovy fa tsy misy an\'izany hoe toa mitovy nefa tsy mitovy zany :wink:
Refa samy nanao ny nataony de kapoaka 1 ihany. Tsy otr\'izay enao nefa mitady otr\'izay? :°) tsy logique mitsy zany.

Finalement, izao no fijereko azy:
1/ tsy any @ le vevavy no pbl fa any @nao mitsy. Manaova thérapie raha mbola te hiaraka @ olona any aoriana.

2/ Aza manao fisainana otr\'izany fa ny fitiavana tsy miankina @zany. Midika zany hoe tsy tianao @ maha izy azy le ol fa @zavatra mety ho entiny. Raha tena tianao manko izy tsy nanontany tena akory ianao.

3/ Inona marina moa no tena fahadisoany hoy enao? Ny nanao sipa teo alohanao sa noho izy vevavy? :wink:
8. nikopol ( 01/12/2004 14:29)
hihihi
ilain\'ny fitiavana le mijalijaly kely ka ! sady tsy maintsy nilay be zao le voalohany an!
asa alou fa ze sipa nahalala ny fitiavana tamiko voalohany hummm hatramizao mbola mihira ny \"aza manadino ahy e\".
:lol:
Lucas, ny ialana amile izy dia izao : na tianao le sipa na tsy tianao fotsiny de izay ihany ka !
9. sechat ( 01/12/2004 14:33)
:-D :-D :-D
10. dynatra ( 01/12/2004 15:29)
:D
tena misy lanjany eo @ fitiavana sy ny ho tohiny eo @ fiainana io, ary tokony ho anatra hoan\'ny vehivavy mba hanajan\'ny tenany raha tsy vita ny mariazy.
11. booboo ( 01/12/2004 15:40)
lucas>miresaha tsara fotsiny nareo oe fa maninona refa io sujet io no resahana dia mampisy ady kely aminareo roa
12. sechat ( 01/12/2004 16:00)
dynatra> zay no idéal raha ny tokony ho izy. Ary tsy ho an\'ny vehivavy irery fa ho an\'ny lehilahy koa. Izay no hadinonareo matetika. :evil:

Saingy ny zavatra misy eo @ fiainana tsy voatery hanaraka izay novinavinainao. Betsaka no tsy hahavita an\'io noho ny antony maro toy ny ditra, ny viol, ny famitahana sns...

Ka tsy afaka ny hiteny ianao hoe ilay vehivavy no tsy manaja ny tenany satria na ny antony aza tsy fantatrao akory.

De toute façon, amiko raha tena tia tsy tokony hanakana anao mitsy izany raha tsy hoe mampirafy anao angaha izy na zavatra otr\'izany. Raha mampisalasala anao le izy, naninona izy no niarahana fa tsy naka vao2 ? :wink:



13. lema ( 01/12/2004 16:26)
ndana ry akama maka sipa virj ray dé amboary dé ataovy fantany dé samy afaka.
14. sechat ( 01/12/2004 16:32)
:-D :-D :-D
15. fijo ( 01/12/2004 22:17)
io voalazan\'i lema io no hitako fa vahaolana koa.izao atao.mitadiava sipa virja iray.dia hita eo raha mbola mahatsiaro ilay taloha ialahy dia izy izany no tena tian\'ialahy.fa raha tsy izany ,dia ilay maha virja no tena tiana\'ialahy.
16. lejim ( 02/12/2004 02:35)
Marina doly izay voalaza rehetsa izay. Ilay andeha haka virjiny indray kosa tsy dia sitrako loatra satria ianao tsy tia vehivavy tsy virjiny nefa dia mbola handeha hanao iray tsy virjiny koa. Fa fantaro ihany izy raha tena tia anao sy efa nanadino ny talohanao e! Ka raha tianao koa moa izy dia aza ariana lesy sao anenenana ah!
17. loockx ( 02/12/2004 03:05)
mihanta>ka ny hanamboarana ny saina nge mba hanalana ao anatiny ao le sakana ny amin\'ny lasan\'le ol iarahana e. Amboarina hihoatra izay sakana izay fa tsy amboarina we miala d mahaiza mionona e.
18. lucas ( 02/12/2004 05:37)
Misaotra anareo fa misy fahamarinany avokoa izay voalazanarao.Saingy tsy ampy kely angamba ny an\'i sechat satria manko anisany tena iatombohan\'ny olana ny tsy fitandreman-tena raha vehivavy no ambara indrindra2 raha mbola tsy ampy taona izy eo @ resaka fitiavana.Zaho manokana aloha efa mba +18 za vao :* :-P e e e!
19. ravatorano ( 02/12/2004 09:12)
lucas>nenao resaka virj no manahirana anao nefa enao efa tsizy tsony.Marina v fa samy hafa raha ny kofa sy ny sipa no samy tsy virj tsony sa ny an ny kofa tsi misy zavatra manarona azy ka mahafinaritra an dry zalahy ny mandrovitra an iny amin ilay joba.
D izay no ilazana fa tsy mapitovy azy fa tadidido fa henjana b koa ny miaiana an izany hoe voarovitra izany fa tsika moa mpandrovitra ka ny 90% tsika tsy mivaki loha loatra amin izay.Na izany aza tokony ny lanjan ny fitiavanao an ilay joba no jerenao fa raha tsizany d ialao dieny zao d mitadiava joba virj araky ny tenin dry ramaso sy ry fijo d milay elah eh :-P :-P :-D :-D :twisted: :evil:
20. betty ( 02/12/2004 09:49)
oudryyyy
lucas, ianao efa tsy izy tsony nefa te hahazo mbola izy? de inn dikann zany kle, aza tia tena otran\'io :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2083