Resaka \"Première amour ihany\"

21. jhouhlambout ( 02/12/2004 11:20)
Kà samy tia tena daholo anié ny olona rehetra é! Samy mitady ny mahafapo azy, sa ahoana?
22. kinaoly ( 02/12/2004 14:24)
lucas> refa tsy satisfat amzava-misy less de mitadiava hafa klé, raha amiko zany tsinn détails doly ,raha tena mifankatia lisany de zay ny essentiel, azo ihoaran dôly ny zava-drehetra ndrindra we resaka otrizany
23. fijo ( 02/12/2004 21:11)
ka izy kosa ve raha efa maloto dia mbola hitady ny efa maloto,fa mba tokony ho ny tsy mbola maloto indray amin\'izay mifameno.
24. ange ( 03/12/2004 00:57)
:( din ko ty reto e!
aza ty tena otr\'zany.
ny an\' i lucas zany ze erahana rehetra tedavina ho virj daholy. \"selfish\" :twisted:
nenareo lhly zany ny hanapitra ny virj eto an-tany no ataonareo. nareo hany no mandrovitra azy dia avy eo nareo ndray no mimenimenina, inna ko zany!. en plus, nareo no mahatonga an le sipa tsy hanaja ny tenany. refa vita ny ilainareo azy dia avy eo miteny hoe tsy manaja ny tenany izy ohatrany miteny anay vhv hoe \"makrel\" sa inn no dikany tsy ankasitrahana zay azo sy vita avy any aminy!
ra zah aloh le sipa de efa ela enao no any am-bavahady e!
mba misaina ary mitombo ara tsaina ho anreo zay kely saina sy tsy matotra!
25. lucas ( 03/12/2004 07:30)
Za kosa ane ry ange tsy miteny hoe ze erahana retra de jiny daôly fa iray no notadiaviko e!Nefa za zao efa manaiky araka ireo conseilDonc milamina zany.Sady ra tsy diso za misy mpandinika ray milaza fa \"Lorsqu\'on n\'a pas ce que l\'on aime,on doit aimer co que l\'on a\"Zany hoe refa tsy ananana zay tina de tsy maitsy tivina ze ananana.Ka in ndray ary?
F\'aza misy tratra kosa alo e!
26. poupounesana ( 03/12/2004 15:35)
fijo, fa iza anefa no nandoto eh? tsy nareo ihany?
lucas, tia tena loatra enao, afaka mi-exiger an\'izay enao raha ohatra enao ka mbola tsy tany mihitsy! saingy enao efa.... d tsy mety intsony!amboary ny saina fa tsy d milamina loatra
27. fijo ( 06/12/2004 23:20)
poupou izahay anie ts mandoto fa manandrana ny tsirony e.asa fa za aloha tsy mbola mahay an\'io resaka io e
28. kinaoly ( 07/12/2004 15:24)
fijo>fa maloto aona aloha e? maloto doly zany ny sipa efa niteraka sns ? ????
29. poupounesana ( 08/12/2004 09:18)
ka zany anie no mahaga @i fijo eh!inn no tena marina eh!efa mahalala vavy enao sa tsia! fa raha mbola tsia d aleo enao alou tsy miteny momba izany resak izany mitsy fa manoro vohana ftsiny :twisted:
30. mumu ( 08/12/2004 11:01)
maditsa njay fijo an!
31. mimich ( 08/12/2004 11:50)
lucas ah! fijo zany alaina ko! izy hono mbola virja ko!!!:-D :-D :-D :roll: :roll: :roll: , oups hay moa, samy lhl :-D :-D :-D
32. nananie ( 08/12/2004 16:51)
Luca. Ohatran\'ny fiatiavan-tena no betsaka @ le resaka.Angamba samy tsara daholo no nihainanareo taloha de samy tsy mbola hafaka nanadino tsara daholo. De refa miady nareo \'zay vao mi-aborder an\'le sujet ka lasa ady fotsiny.
Asa alou fa \'zay no fahitako azy e!
33. fijo ( 08/12/2004 22:54)
poupou an za virja fa mba te ahalala lalina ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1027