Fanavaham-bolon-tsoratra

1. tsilan ( 11/12/2004 06:38)
izaho Tsilan dia milaza fa misy eto amin\'ny serasera ilay atao hoe alako bika tsy tiako tarehy, ataon\'ireo mpikarakara ity sehatra ity.

Raha nanoratra mantsy ny tenanay fa i Jesosy no manja indrindra tamin\'ity sehatra ity dia nofafan\'ny mpikarakara mora foana ilay hevitra. Satria ve izahay tsy akama na tsy namana dia izay no izy.

Mampanontany tena hoe mbola serasera dia izany no toe-tsaina maika fa ...

Izay fa bye daholo, tsy mahagaga fa ny gasy tsy tia tsikera nefa tsy tia ny soa ny mahitahita ao aminy satria matahotra ny hisondrotan\'ny ambany.

Mahazotoa daholo eh. Izahay sady tsy andriana no tsy andevo fa aleo miala mora foana eh. Sady tsy anao Tsara va Tompoko, no tsy hikabary ka aleo miala.

Misaotra ny mpikarakara. Fa ity tsy natao ho an\'ny gasy ambany toa anay

Tsilan
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:21
2. xxx ( 11/12/2004 06:52)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m419e14ba97b2b
3. tsilan ( 11/12/2004 07:02)
xxx

tsimanahy izay anarana fa fantatro ianao fa mpikarakara ity serasera ity.

Fa jereo ilay tena lohahevitra misy ity eto amin\'ny eritreritra mandalo ihany dia hitanao fa nofafana tao io hevitro io

Mpanavakava-bolotsoratra no iantsoako anareo
4. tsilan ( 11/12/2004 07:10)
Nohon\'ny fitabatako angaha dia mody naverina ilay izy
5. hery ( 11/12/2004 08:15)
Voalohany indrindra aloha dia tsy olona iray no miandraikitra ity forum ity... Ny lohahevitra tsirairay dia manana ny mpandrindra azy. Manana fahefana manontolo izy amin\'izay hitantanany ny lohahevitra tantanany. Raha manana olana i tsilan dia azonao atao ny manoratra mivantana any amin\'ilay mpiandraikitra ny lohahevitra. Raha efa vita izany vao miresaka mivantana amin\'ny tomponandraikitry ny site (izay tsy voatery ho tomponandraikitry ny lohahevitra nanoratanao) dia rehefa tsy mifanaraka nareo sy ny tomponandraikitry ny site dia mitabatabà ety imasom-bahoaka amin\'izay :-)

6. 1kd100 ( 11/12/2004 08:43)
natao hifanitsy @ marina isika mpinamana ireto fa aza entim-po @ fahatezerana rehefa miady hevitra, rehefa naverina @ laoniny ny lohahevitra dia ampy izay fa aza ampidirina ato ny resaka firazanana na mpanankarena sy mahantra ,ny sehatra toy izao indrindra no ITOVIZANTSIKA satria samy afaka maneho ny heviny daholo. Aza avela hisy complexe de supériorité na complexe d\'infériorité arak\'ilay hiran\'i Njakatiana hoe :\" O,zama aza manao an\'io fa complexé(e)s !!!\"
7. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:10)
tsilan> raha film efa nandeha in 2 dia fafana ka..
nisy sujet anankiroa teo dia nitovy ny titre-ny de nofafana ilay 1
8. ikaretsaka ( 12/12/2004 06:34)
de misy ity lalana ity koa ka voafafa ny hafatra izay mandika azy:

Ny fitarainana mety hanesorana hafatra anatin\'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa,, ny fanosoram-potaka amin\'ny alalan\'ny solonanarana,
9. zaal ( 13/12/2004 05:08)
ny volo-tsoratr\'i tsilan ve efa nijery fitaratra niboridana? :-D :-D :-D :-D
10. ravatorano ( 13/12/2004 07:41)
eto kosa aloha d tsy misy an izany alako bika tsy tiko tarehy izany.
i tsilana aza mbola tsitako ze bika sy tarehiny ka aoana moa no ahafahana milaza fa ny mpiandrikitra an ity forum ity dia mankahala ny tarehi amam bikanao.
io efa voalazan i Ikaretsaka io ilay izy ka d enao sisa mieritreritra ilay bogossiténao eh
milay kah
11. fijo ( 13/12/2004 22:24)
ka efa io letsy le izy ry tsilan fa tsy koi izany an.
fa marina aloha io voalazan\'i hery io.miresaha aloha amin\'ilay tomponandraikitra namafa azy dia avy eo vao manao toa izao raha tsy voavaha ny olana.fa tsy mety kosa raha avy dia mitsara be toa io.
za anisan\'ny tia manaraka ny ady hevitra avy amin\'ialahy,fa rehefa misy olana dia mba manaraka io dingana io isika e.samy efa voa tao aby.
12. ravatorano ( 14/12/2004 09:40)
marina ny voalazan dramaso fa raha alika mivovo v no resahina nefa misy mamaly hoe manaja b ilay sipa ka tsy mampimé manorisory d voatery ilay namana tompon andrikitra mamafa eh fa io ny alako bika sy tarehy izany impossible kah
tsika samy bogany daholo v d hifankahala eh.
13. fijo ( 14/12/2004 22:15)
raha toa koa ka misy ny fahadisoana dia miresaha aloha e.izay no vahaolana tsotra.
14. pitchou ( 15/12/2004 06:52)
Tsilan kou! mety voafafa tsy nahy ilay izy fa tsy hoe nataony fanahiniana! d raha nanontany tany izao enao d tonga d naveriny! raha fanahiniany moa d ho nazavainy!
ary aza midongy intsony wa!
15. ravatorano ( 15/12/2004 07:16)
pitchou>fa angah midongy lery :?:
tsy midongy zany izy fa efa lebe mouh eh :-D
fijo>marina tokoa ilay hoe mifampiresaka amin ilay tompon andraikitra aloha e sady fifanajana lehibe amintsika samy mpinamana eto zany
16. fijo ( 15/12/2004 22:03)
izay mantsy.ilay avy dia aviavy koa mantsy tsy dia mety loatra.
17. pitchou ( 16/12/2004 05:25)
ravato> ko jerevo aza fa tsy nikozyntsony izy ko!
sady mety tena ilay volon-tsoratra kou ange no nanesorana azy e! mety nataony otran\'ny vainafo le izy! d ovay alou le volon-tsoratra e, ohatra hoe ataovy rose rose! d ho hita eo njay
18. fijo ( 16/12/2004 20:43)
mahagaga ahyianareo mora miakatra ireo.mitsikera ny ny mora tezitra nefa ianareo mora miakatra
19. pitchou ( 17/12/2004 06:00)
za ve zany lazain\'i fijo zany? ttttttsssssssssss! ny ahy ireny spaoro otran\'ny spaoro rehetra kou! raha izaho v no tezitra handany andro hamaly anareo eto fa tsy tonga aho d manepoka d vita? Enao marina!
20. ikaretsaka ( 17/12/2004 14:57)
tsy hoe mahazo carton jaine dia vita ny baolina na 4 fautes de vita ny baolina ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8367