merci à michou et mcky

1. cafe ( 11/12/2004 13:34)
salut re
Misaotra betsaka anareo roalahy aho fa mety tsara ny ordi tsy miredemare intsony en effet ry michou nisy logiciel tsy tiany tao emul dé ny messagerie ndray no midecone tsy afaka mandefa email ni carte nefa efa akaiky ity ny fety dé ahoana ?? mety misy virus marina ao ry mcky sady raha cafe noir no sotroiny dé asa alao hatao capuchino ndray hihi misaotra be da be
novalian'i mcfy ny 12/12/2004 00:19
2. mcfy ( 12/12/2004 00:19)
ary tongava njay ary mba mitafa ao @ karajia fa efa ela b mitsy elà zay no tsy tonga tao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3601