Fanaovana statistika

1. damaopa ( 15/12/2004 06:38)
Firy isan-jaton\'ny namana no efa vita kominio voalohany? Ampahafirin\'ireo mpanao resaka janga no mahalala mikaofesy?
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:46
2. mihanta ( 15/12/2004 18:18)
tetezo daholo ny fiangonana d hitanao ny isa
3. fijo ( 15/12/2004 22:00)
izay marina dia mahazotoa letsy mikaroka ny fiainana\'ny hafa an.
4. kanty ( 10/01/2005 15:25)
Fa inona moa no atao hoe resaka janga ?
5. fijo ( 11/01/2005 05:46)
tsy ny resakay avy any mahaJANGA akory an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934