mbamanao ahoanany taranja rygby eto madagasikara

1. totty ( 15/12/2004 00:38)
moa ve misy fivoarana ny rygby malagasy sambolaao foana ilay resaka kitrnoan-trano, tena tsy azoko mihitsyny tian ireo selectionneur ireo atao
novalian'i fijo ny 02/02/2005 05:33
2. ravatorano ( 15/12/2004 06:43)
ny rugby aloha eto amin ny tanana defa tena misy fivoarana tokoa eo amin ny lafiny ara tekinika sy takitika matoa norombahan ny maki de mada indray ny tournoi de l ocean indien tami ny ity taoana ity nefa ny USA Ankadifotsy dia resin ny Reunioné teo amin ny tompodaka isa tarika izany.
Ny resaka kiatrano antrano misy foana io fa tsy eo amin ny rugby foana fa rehefa taranja fanatanjahatena toy ny lomano , ping pong, foot , basket sns d misy an io avokoa.
Farany dia tsy hilatsaka ho fidiana ho Filohan ny federasionan ny rugby intsony Ingahy Ra....
president teo aloha, ary Ingahy Maitra Kira mpisoma laboly fahiny nalaza iny dia lasa president n ny rugby ny liguen ni Toliary.
3. ravatorano ( 15/12/2004 07:51)
franampiny momba ilay fifidianana ny filohan ny federasionina : Ingahy Ratsarazaka Ratsimandresy no filoha farany izay tsy nilatsaka ho fidiana intsony.Ingahy Razafimbelo Norbert sy Ingahy Zo Andriatsilavo izany no tena hiffampitana amin io fifidianana io.
Enga anie izay lany eo hitondra fampandrosoana ny rugby malagasy ka tsy hijanona eo amin ny top ten intsony isika aty afrika fa mba ho top3 amizay
4. fijo ( 15/12/2004 22:37)
kilalao tsara io fa dia toy ny rehetra e.le lamina no tsy miady.
5. totty ( 16/12/2004 00:11)
mahafinaritraizany rehefa mba mivoatra ny maki de madagascar,moa tsy izany koa ve no ilaina!
6. ravatorano ( 16/12/2004 09:40)
miandry izay ho lany ho filohan ny federasionina isika d ho hita eo izay lamin asa ho entiny hampandrosoana sy hampivoarana bb koa ny rugby
7. fijo ( 16/12/2004 20:59)
le izy koa anie ny sport tsy mbola asian\'ny rafanja vidiny loatra e
8. ravatorano ( 20/12/2004 10:36)
Voafidy tamin ny sabotsy teo izany ny filohan ny federasiona malagasy momba ny taranja rugby ka ny deputé Zo Andriatsilavo na lany tamin izany tamin ny vato 24 ary ny nanaraka azy dia vato 4.
Mila ezaka maro ny taranja rugby dia ny fialana amin izay ny top ten fa mba top five na three amin izay.Ao koa fanapariahana an izany manerana an i Madagasikara.
Ny fanirianay mpitia an io taranja io dia ny mba tsy hampidirana raharaha politika ao aminy.
Ho rela velona anie ny rugby malagasy !
ramaso>ny foot americain na ny soccer moa izany d tsa haiko ndray fa aty tsa mbola misy oll manao anio fatsy ny isana amin ny tanana
fa enaoa ngah mahay tsara azy io ?
9. booboo ( 20/12/2004 11:11)
ié ho ela velona anie ny rugby malagasy. Ny anà io no mba sport ankafiziko indrindra ny mijery azy.
10. totty ( 22/12/2004 13:57)
Misaotra betsaka ravatoranonampita vaovao momba ny rygby, ary i Ramaso ve mba mahita amboara ankoatran ny omby atao solona coupe atolotra ho an ny mpanao rygby malagasy? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
11. ikaretsaka ( 26/12/2004 23:41)
fa ny tiako lazaina dia hoe aiza ny releven\'ireo.. raha ataontsika heo lasa lavitra ireo.. ataontsika mihitsy aza heo nahazo ny amboara
ho voatanany ve iznay toetrany izany ka hahatonga ilay \'reputation\" hoe vao maheno an\'i madagasikara izoa tontolo izao @ sehatry ny baolina lavalava tonga dia miparararetra! (toin\'ny all blacks, dream team, brezil @ kitra... sns)
12. totty ( 28/12/2004 23:19)
Mazava ho azy ny resaka,efa misy tokoa ny mandimby ireo mpilalao-tsika ireo ankehitriny,zany hoe mila ny fahaizan izy ireo miaraka sisa dia lasa izao raha tsy misy indray ny hoditr ankondro hapetrak ireo izay mitatana ny federasionina amin izao fotoana izao,mivoatra dia mivoatra @ izao ora sy fotoana hiresaha-tsika izao ny taranja baolina lavalava,ka izany no mahatonga ireo tanoran i gasikara mirona makany @io taranja io
13. chipie1 ( 30/12/2004 09:25)
booboo> zany ve? za alou de tsy tiako le mijery andry zareo mifampisisika be misy rapa mintsy refa vita ny match!
14. booboo ( 30/12/2004 09:48)
chipie 1>ié indrindra lé rehefa akaiky hi-marquer essai iny dé lé ôtra ho vô plaqué zany razoky. Hihihi sady reny beeee fe kokoa :°)
15. chipie1 ( 30/12/2004 09:52)
ary mijery detanty kay an hihihihi :lol:
16. booboo ( 30/12/2004 09:57)
:-D :-D :-D :°)
17. totty ( 30/12/2004 23:55)
ra chipie1>>tena ianao raha ny fahalalako azy dia tsy mahay sport mihitsy raha ny fahalalako azy an!!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
18. ravatorano ( 11/01/2005 06:33)
Vao tsy ela akory izay fa tamin ny 01.01.05 teo no lasa niofana any Frantsa ny mpilalao rugby malagasy roalahy avy ao amin ny 3FB ny iray ary Manjakaray ny iray.Adinoko ilay anarana fa mbola avoakako eto ihny ny moma azy ireo aorian kely ao.Eo amin ny telo volana eo no handrato fiofanana any ry zalahy sady hilalao mihitsy ihany koa toy ny nataon i José 3FB tany taloha ihany.Vokatry ny fiaraha miasan ny Rugby sans frontières sy ny Federation malagasy ny rugby izany.
19. chipie1 ( 11/01/2005 08:04)
ra totty> aona kou no itsaranao ana amzany? rugby ve no tsy voako de... tsss!
20. ravatorano ( 11/01/2005 08:12)
Ireto ary ny anaran izy roalahy nadeha nanao fiofanana momba ny lalao rugby any Côte d \'Azur any Frantsa izany :
Rakotoarisoa Sidonie na i BIBI
Ramaromiantso Tolotra na i GANA

totty>mahay taranja panatanjahatena hafa kosa i chipie1 eh
chipie1>inn moa ilay sport tena pratikénao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2362