mbamanao ahoanany taranja rygby eto madagasikara

21. ikaretsaka ( 12/01/2005 06:26)
ravato> ny an-dry chipie ve tsy ilay misy \"ing\" \"ing\" ireny ihany?
Footing
Jogging.
Shopping
mast... ing!
22. ravatorano ( 12/01/2005 08:23)
ika> :-D :-D :-D :-D
chipie1>njay nenao
raha ny momba ny rugby marina dia misy ny releve satria eto amitsika dia misy ny antsoina hoe ecole du rugby ecole de la vie , ny cooperation frantsay no misahana sy mikarakara azy io.Ny tena olana amitsika dia ny vatana ihany fa ny tekinika sy takitika dia betska no efa mihaiky fa voa eo amin ny pack d \'avant foana isika satria kely vatana dia atosiky ny vahiny fotsiny rehefa raikitra ny melée.Fa raha mitovy habe amitsika aloha dia veloma lava eh.tototry ry zalah fa na abotsina ny bolina na asanga dia vaky foana ny arriere .
23. mumu ( 12/01/2005 08:25)
ikaretsaka> fatatray fa mahay miteny anglisy enao! de aza manondrana manao \"ing\" aminy tsy tokony idirany e! :-P
24. chipie1 ( 12/01/2005 08:32)
mumu> io miditra aminy s...ing tsy omby azy tss...
25. ikaretsaka ( 12/01/2005 15:59)
lelikeeeeee
masterminding io fa chipie ty tena mibolisatra mihitsy ny eritreriny..
tsy mieritreritra afa ts\'io!
26. chipie1 ( 12/01/2005 16:59)
ikaretsaka> :{ :{
27. ( 12/01/2005 17:30)
ary ato ny fampisehona ny sasany ny fahaizany teny anglisy an?
28. ikaretsaka ( 12/01/2005 21:33)
spaoro aby zany.. tezao ny fo tsy hio mora tezitra @ olona mahay =zany dia tezao koa ny saina mba hety hianatra azy raha tsy mahay.. :-D :-*
29. chipie1 ( 13/01/2005 07:53)
ikaretsaka kouss klou mahay e! :-D :-D
blavô! :-D :-D :-D
30. mihanta ( 13/01/2005 20:47)
iza njay zany mandrovitra string zany :-D
31. ikaretsaka ( 13/01/2005 23:46)
ny tring angaha rovitina raha tsy tapahana fotsiny? taiza ko no nisy hoe mandrovitra tady??fanapaka ny tady fa tsy fandrovitra :-D
32. ravatorano ( 14/01/2005 07:43)

ny mpanao rugby ry havako isany dia tsy misy na d iray aza mistring ka aza itarina ato ilay(resaka) string eh :-D :-D :-D
mumu>chipie1>mihanta>raikitra indray ilay fanondranana an
33. chipie1 ( 14/01/2005 09:01)
ravatorano< de aona zany manondrana bôl rugby zany hihihi
34. ikaretsaka ( 14/01/2005 18:52)
sao afangaro ao ary ny sakafon-jaza sy ny bol rigby ry chipie a
35. mumu ( 15/01/2005 15:11)
inona kou ny idirany zaza amizany?
36. chipie1 ( 15/01/2005 17:39)
sakafony ngamba ny bôl rugby! :-P
37. ikaretsaka ( 15/01/2005 18:35)
sakafonjaza=nonombehivavy ho an\'izay tsy mbola mampinono aloha entre pa
38. chipie1 ( 16/01/2005 14:44)
tsy hitako oe inn no idirany sakafonjaza aminy rugby?
39. ikaretsaka ( 16/01/2005 14:52)
sao hoa ny sakafonjaza no ataon\'ny sasany ohatran\'ny bol rigby ao rehefa eo ampanodisana amin\'ny alina ka tazomina tsara de atao melee ao de manao portee
40. chipie1 ( 16/01/2005 14:57)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4051