kôfesy

1. damaopa ( 15/12/2004 07:25)
nampikôfesy an\'Ikoto nangalatra ny bisikiletany damôpa indray andro:

+ Koto! Zovy nangalatra bisikiletan\'i môpera?
- Tena tsy maheno mihitsy ato môpera hoy Koto
+ Zovy nangalatra ny bisikiletan\'i môpera hoy aho?
- Tena marina ato raha maheno nininona môpera ah! Andao hifamadika toerana andramana.

- Môpera! Iza nangalatra ny vadin\'i Koto?
+ Marina ny teninao zanako fa tsy maheno ato amin\'ity efitra kely ity.
répondu par ramaso le 20/12/2004 23:18
2. booboo ( 15/12/2004 07:30)
hihihi
3. enteme ( 15/12/2004 09:09)
damaopa : :-D :-D :-D :-D
4. sechat ( 15/12/2004 09:43)
:-D :-D
5. mihanta ( 15/12/2004 18:02)
kôfesy la coup fetsy
6. fijo ( 15/12/2004 20:35)
iza no nahavoa raha izay?
7. enteme ( 16/12/2004 06:42)
iza marina ?
8. welieoelee ( 16/12/2004 19:12)
hihihihihihi efa henoko io fa na izany aza mapmé foana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551