fa inona mihitsy no mahazo ny sinoa aty ivelany e

1. ikaretsaka ( 11/12/2004 02:41)
Mba lasa ry reto ny eritreritro
nisy fanamboarana lalana taty aminay androany ka voatery no reroute-na na novaina ny lalan\'ny bus.
dia tafaray bus t@ sinoa aho. ary tsy vanona ny tsy hihomehy nony nahita ireto izy.
izao manko no niseho: talohan\'ny niditra aloha dia efa miteny foana le sofera hoe tsy mandalo ary ananona sy ananona ity bus ity fa misy lalana amboarina any. dia niditra ihany ireto sinoa sady mitabataba be ohatran\'ny sinoa very entana. Dia nandeha Ra-bus ary dia nivily naka lalana hafa tokoa nony tonga teo @ ilay lalana amboarina. Nikoropaka @ zay ary ny anao lahy miteny @ fiteniny sady tondrotondroina ilay arret. de manao baiko moana @ saofera. de efa manazava am-pahatsorana ilay saofera heo miova ny lalana fa atsy ianareo mahazo miala. fa ny azy getin\'off gettin\' off zao ihany no asesiny. de efa azavaina ka e e e. farany dia lasa fihomehezana sisa ...
de nony nihomehezana koa ange izy rehetra de nimeme lozitra be e!
Ny mahagaga dia izao.. ireny sinoa ireny efa firimpolo taona nipetrahana taty fa tsy miteny afa tsy ny teniny.
tsy izay ihany no miseho fa jereo ange ny fihetsik\'ireny sinoa ireny rehefa any aminareo e.. raha tsy vao miala @ ilay routine fataony isan\'andro tonga de lasa mikorontana be... dia las ako ny eritreritro hoe fiainana robot ve zany ny ataon-dry zalahy ireo?
novalian'i pitchou ny 15/02/2005 08:44
2. mihanta ( 11/12/2004 09:21)
ngamba tokony hianatra teny sinoa daholo ny olombelona rehetra
3. mafitoto ( 11/12/2004 16:53)
azafady aloha sao dia marenina ilay Sinoa ka tsy naheno tsara e! asa na mba fantatrao fa ny ankamaroan\'ny sinoa anie kely maso ka tsy hitany tsara ny lalana, eo daholo izany fa isika koa mba tokony hianatra teny vahiny indrindra ny anglais izaho aloha dia mahay, tandremo aro sao dia ompainy ka izay no tena loza, ka hoy izaho hoe mba ianaro ihany ny teny vahiny.
4. pitchou ( 12/12/2004 16:28)
ny sinoa mifindra monina aloha dia tena vitsy no miezaka hianatra fiteny vahiny e
na ireo efa ela nipetrahana tao dago aza misy tsy mbola mahay miteny gasy kou
fa sao dia sinoa vao tonga kosa alou ny an\'i karetsaka e¡
5. sechat ( 13/12/2004 16:10)
:-D :-D :-D
6. chipie1 ( 13/12/2004 16:15)
ka sao de very ny etany aza
7. fijo ( 13/12/2004 22:29)
olana efa hita hatr\'izay io amin\'ireo sinoa ireo.na ao paris aza dia mila ny zananay foana izy handika teny,nefa efa ho 40 taona no nipetrahany tao.za mino fa le fombandry zareo mihintsy no mahatonga azy tsy tia miray amin\'ny sasany io.
8. ikaretsaka ( 14/12/2004 06:30)
rehefa tratran\'ilay patsa 1 tsy omby vava ohatran\'io izy no tena mampihomehy ko
9. tsiperifery ( 14/12/2004 08:17)
Misy ny vazà mody miady ary misy koa ny sinoa mody vendrana. Efa \"voky sira \" e ! Ampy ihinanany ny azy de tsy ahoany ny an\'ny hafa .
10. crrlanto ( 14/12/2004 18:53)
miala tsiny aloa fa tsy hoe manatsara sinoa ,fa raha ny tenimpirenenena ankoatra ny fiteniny dia ita fa mora mahay ny sinoa,eto dago zao, dia ainy ny teny isamparitra , ohatra, mipetraka any toamasina izy dia miteny betsimisaraka, za tena gaga
sady fetsy ny sinoa , ny fiteninao no ianarany voalohany,raha te hampiroborobo ny varotrany izy,diniho fontsiny fa @ ireny faritra dezaka be ireny dia ahitana sinoa
feno azy izao tontolo zao, ny azy efa colonisation humain no tanjona, zany hoe:atao metisy sinoa daholo ny olombelona eto antany
11. fijo ( 14/12/2004 22:17)
:-D :-D :-D inona no tena tian\'ialahy hamafisina amin\'io?
12. pitchou ( 15/12/2004 06:57)
mba tsy mbola hoe \"za nankaty irery d mitady namana\" @ accent sinoa aza no nolazain-dramaso ko fijo ity! :-D :-D :-D
13. fijo ( 15/12/2004 22:05)
ary pitchou sy ramaso ireto kay tena mahay miresaka an hummm
14. pitchou ( 16/12/2004 05:31)
mahay miresaka ahoana indray ary zahay!!! hita fa samy miresaka eto daholo
15. kinaoly ( 16/12/2004 10:33)
ka ry zareo tsy manana ny renintsoratra \"r\" ao @ fiteniny (tsy manana alfabeta mintsy zareo raha tsy diso za)
16. fijo ( 16/12/2004 20:46)
samy mahay mandeha \"irery\" akisan sinoa ianareo
17. pitchou ( 17/12/2004 05:58)
:-D :-D :-D
18. ikaretsaka ( 17/12/2004 14:57)
reto bandy reto dia tena tsssssss :-D
19. pitchou ( 18/12/2004 06:01)
karetsaka ko ve zao tsy efa mahay fiteny sinoa e?
20. ikaretsaka ( 22/12/2004 04:52)
sary mbola ka..
teneniko any naleo lefa mahay za fa kolko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1503