fa inona mihitsy no mahazo ny sinoa aty ivelany e
45. ikaretsaka
(
26/01/2005 23:16)
de tsy mi exista ny Vehivavy raha esorina ao anaty abidia io satria inona ny anoratana azy ary!
47. ikaretsaka
(
27/01/2005 15:33)
pitchou> de raha pelana izany ka manao izy hoe ny \"sipako\" dia lasa vehivavy izay?? nefa bandy le sipany???
TSYmitombina!!
TSYmitombina!!
49. fijo
(
27/01/2005 22:05)
mihanta aza esorina fa olana be.
ika marina le hevitra
pitchou\"pawa\" misy VV ka esory izy roa ireo
ika marina le hevitra
pitchou\"pawa\" misy VV ka esory izy roa ireo
54. pitchou
(
01/02/2005 19:51)
Ramaska kou! efa we ze hevitra tsy ampiasana V alou zao! tsy noho ny vehivavy fa noho i fijo mitaraina fa V lava zao!
56. pitchou
(
02/02/2005 20:00)
ka mba tsy hitarainanao ange no tena mila analana an'io litera io e! @zay enao tsy v intsony