fa inona mihitsy no mahazo ny sinoa aty ivelany e

21. fijo ( 22/12/2004 21:56)
aza misary adala amin\'zany e
22. pitchou ( 28/12/2004 18:55)
misaly adala ahona njay aly? ahona ihany aza fijo ity: karana tsy mila, sinoa tsy mila ... falany enao irery sisa milozilozy ety fa ataovy
23. fijo ( 28/12/2004 22:28)
ny gasy mbola eo ka
24. pitchou ( 28/12/2004 23:33)
ka le gasy misy otran\'ny sinoa kou
25. fijo ( 29/12/2004 23:00)
ireny tsy koi ka
26. pitchou ( 30/12/2004 18:18)
d raha tsy hainao manavaka?
27. fijo ( 30/12/2004 20:43)
haiko ka hoay aza matahotra
28. ikaretsaka ( 30/12/2004 21:01)
enao kosa ve de tsy hahay hanavaka ny sinoa gasy @ tena sinoa e
29. pitchou ( 31/12/2004 17:15)
misy tena tsy hita ze anavahana azy raha tsy rehefa miteny!
30. fijo ( 04/01/2005 23:43)
hay ihany ka.misy izao ato fa avy dia hay
31. pitchou ( 07/01/2005 10:08)
ary i fijo izany expert en sinoa kou an! hihihi d ahoana ny ahafantarana azy? ny fofony ve?
32. fijo ( 11/01/2005 23:11)
an an efa misy ahafantarana azy ka.
33. ikaretsaka ( 16/01/2005 02:06)
fofon\'inony ry pitchou??
ary enao ty mamofomofona an
34. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:48)
ary tsy namaly izy :^)
35. pitchou ( 19/01/2005 19:54)
fofona sinoa kou inn ndray ary! karetsaka wa tssss!
36. fijo ( 19/01/2005 22:07)
manao ahoan ny fonona sinoa ry pitchou
37. pitchou ( 20/01/2005 11:29)
tam\'zahay mbola kely d hozy bebenay zay hoe \"ireny v rann tsy halanilany!!!\"
38. mumu ( 20/01/2005 11:31)
:-D
39. fijo ( 20/01/2005 23:41)
nga beben,areo efa ny hummmmm tao. :-D :-D :-D
40. pitchou ( 24/01/2005 19:12)
raha efa ny hummmmmmm v izy ry fijo tsy ho fantany fa mba fanontaniana ko ny azy! enao ary zao no tokony hahafantatra hoe sahala @ ahoana ireny ko! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.655