téléphonie

1. fanja1 ( 07/12/2004 16:22)

Téléphonie

Produit Environ 15 000 téléphones mobiles Siemens série 65 (C65, CX65, M65, S65, SL65 ainsi que leur variantes « opérateurs » CV65, CXT65) commercialisés durant l\'été 2004.



Problème Risque de réglage incorrect de la mélodie signalant la fin de charge de la batterie, pouvant provoquer des troubles auditifs.



Où s\'adresser Les clients concernés ont été contactés pour un échange gratuit. Service Clients téléphonie : 01 56 38 42 02 (tarif d\'un appel local)

2. ralay ( 08/12/2004 14:12)
Info avy taiza io fanja fa je suis concerné hihihi CV65 fa mbola tsy livré aloha ka asa na efa model corrigé ny ahy na mbola ilay taloha no ho livré-ny. Model depuis quand?
Merci pour l\'info
3. fijo ( 08/12/2004 23:53)
za aloha tsy manana portable ka tsy olana izany e.fa tsara ny filazana ny namana sasany
4. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:15)
aza mampiasa portables siemens izany aloha mandra pa lanin\' ireo dimy arivo sy 1 alina ireo e
5. fanja1 ( 09/12/2004 07:02)
ralay avy any @ i ke choisir!
ikaretsaka :-D
6. fanja1 ( 09/12/2004 07:04)
ralay tsy izay nividy t@ été 2004, mety tsy ny anao angamba nefa afaka antsoinao ihany io n° tel io ahalalanao azy e!
7. fijo ( 09/12/2004 22:43)
ary misaora an\'i neny fanja amin\'izay ary ze manana io olana io e.
8. fanja1 ( 11/12/2004 12:02)
fijo! neny angaha??????????, :-P
9. fijo ( 14/12/2004 21:03)
ndry??maninona ko.zavatra i neny no mpanoro sy mpampitandrina raha misy loza ko.
neny tiako anie .
10. fanja1 ( 19/12/2004 18:20)
fijo hihihihih
11. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:47)
neny sa sipa hono no nanome postable ko laozany mimem eeo ndray :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2166