fitiavana mihinana calcium !

1. watafon ( 10/12/2004 17:25)
Iza avy amintsika no manana fahazarana mihinana, na manao cure na calcium kay ? raha za manokana mantsy tsy dia mankasitraka loatra e !asa ianao ?
novalian'i Ramaso ny 23/02/2005 05:54
2. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:03)
za manao hatramin\'izao! fahazarana io araka ny kozinao. tsy haiko ny effets ny fa za manao 1 volana de tsy manao 1 volana de manao indray
3. kally ( 10/12/2004 19:34)
mampidi-doza ny fihinana calcium be loatra satria ny calcium izay tsy ilain\'ny vatana dia ariany any @ fivalanan-drano,ny oxalate de calcium rehefa tafahaona @ déchet hafa arian\'ny vatana dia manome vato na calcul,tandremo fa mahatratra lehibebe ihany io calcul io satria mety hitovy @ hangezana balle -na golf izy rehefa tena lehibe.Ka mahimahina rehefa mararirary lamosina,mamaly any @ kibo any fa misy calcul vokatry ny calcium be loatra ianao,mijere haingana dokotera.Toa mora tsaboina izy io fa na izany aza...
4. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:43)
ka jerena aloha izay tsy ilaina..
rehefa zatra ny vatana dia tsy maninona io ka.
dia misotroa rano medene handefasana ilay tafahoatra
5. ramoul ( 10/12/2004 21:06)
na dia efa zatra ary ny vatana, dia mbola mitranga foana io.Marina fa hoe ny misotro rano no mampande ny loto rehetra ao anatin\' ny vatan\' olombelona, nefa misy ihany koa ny tsy afaky ny rano zay nosotroin\'tsika.
Manatona dokotera alohan\' ny hinanana ny calcium sao dia marary am\'tsy misy dikany eo enao. :wink:
6. ikaretsaka ( 11/12/2004 02:27)
ka ny ahy i doko no miteny ka. de efa haiko koa ny mampande azy.
fa anontanio tokoa aloha radoko fa misy sao mety amiko tsy mety aminareo an
7. mihanta ( 11/12/2004 09:14)
za njay refa mahatsapa fa vizana loatra d mihinana calcium.saingy tsy tohizako fa indray na indroa d zay
8. watafon ( 11/12/2004 09:42)
marina ny voalazan\'i kally io ; tsy de stara hoanina mahazatrany calcium raha tsy efa nanao fitiliana rà hoe tsy ampy ny ao antin\'ny rà zay vao tokony hihinanana . ny tena atahorana koa ange @ zao ankoatran\'ny vato (calcul) de ilay cysticercose e!!! satria raha oul zatra mihinana calcium zany de calcifié any @ loha any izy io de sarotra ny fanasitranana e!
9. ikaretsaka ( 11/12/2004 14:12)
ka izay... tiliana aloha ny ra fa tsy mihinankinam-poana
10. watafon ( 11/12/2004 15:59)
ny sakafo hohanitsika ange feno calcium e! fa ny vit D no tsy de ampy loatra mba ahafahana mi-fixer an\'ilay calcium; ny cacao zao tena misy an\'io maro ; ny tena tsara zany de aleo calcium natoraly e!!!! :wink:
11. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:14)
fa misy koa karazam-batana tsy mahafindra ilay calcium natoraly avy any anaty sakafo hankany @ ra hono ny taova.
12. watafon ( 12/12/2004 08:34)
marina zany ary ireny olona ireny no mila an\'izy io ange e!!!!
13. sonwin ( 12/12/2004 20:11)
Za watafon de zao a, rehefa mila calcium za de amzay no mihinana azy. Henoko hoe lasalasa izy zany dia ohatr\'izay e. Hainao ihany doko a, mila calcium rehefa miasa mmhhhh
14. watafon ( 13/12/2004 08:02)
eny e! misy symptome milaza azy ange izy io e! ka raha hainao le izy de azo atao ; indrindra fa hoe nisy as anataonao ka hainao hoe nandany calcium be mitsy !!!! :-D :-D
15. mihanta ( 13/12/2004 22:52)
watafon meo anahako ny lisitra aza hihihihi
16. watafon ( 14/12/2004 15:30)
ireto avy aza : de aiza ze stylo sy taratasy eo zao ? teneno za refa vonona elà !!
17. bichette ( 22/02/2005 10:37)
raha alterner-na ny calcium sy magnesium satria mila manao cure isan-taona dia ahoana ny tokony finanana azy ? dia isaky ny inona ?
18. Ramaso ( 23/02/2005 05:54)
ny calcium isaky ny avy mikotrana (bol, miazakazaka sns) .. dia ny magnesium isaky ny avy mampiasa saina (revision alohana ekzam ohatra)!

de asiana potassium kely de tena ao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1899