visite médicale /titre de séjour ???

1. xxx ( 09/12/2004 11:47)
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?:
de ahoana raha tsy manana? :(
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:38
2. chipie1 ( 09/12/2004 12:34)
za alou tsy nitondra e!
3. sechat ( 09/12/2004 12:56)
de tenenina hoe tsy misy kou :-D :-D fa enao mande any ihany de iz no midebra :roll:
4. fijo ( 09/12/2004 21:16)
tsy maninona na tsy misy aza ka.
5. ralay ( 21/12/2004 17:58)
Ialako tsiny raha nofafako daholo ilay resaka xx teo fa izaho akory tsy niafina fa nisy erreur de manip dia lasa xxx ny ps-ko ka mety iny no nahatonga ilay resaka lasa any @ psudo xxx fa tsy any @ zay sujet tokony ho valiantsika.Manomboka eto dia afaka mamaly @ zay isika koa dia misaotra mialoha anareo.
Ny mpiandraikitra
ralay
6. fijo ( 22/12/2004 21:23)
hay manao x koa ralay an.
7. ralay ( 24/12/2004 04:05)
Tsy vrai x fa pseudo xxx e :lol: aleo hijanona eo @ zay iny x iny ry zareo.
8. sechat ( 24/12/2004 13:29)
tratra ndray ralay :-D :-D
9. fijo ( 27/12/2004 21:31)
:-D :-D :-D tsy fidiny hono iny e.
10. ikaretsaka ( 27/12/2004 22:35)
fa ralay milay fa honette an .. rery mitsotra rehefa manao zavatra
11. fijo ( 31/01/2005 22:48)
lazao daholo ralay an :D :D :D
12. Ralay ( 05/02/2005 08:43)
Merci ramaso ikaretsaka et fijo tsy nisy majinika lesss ry zalahy fa @ manaraka a :D
13. fijo ( 07/02/2005 22:20)
le nefa za efa niandry hividianako vanjo
14. Ralay ( 08/02/2005 13:43)
fijo> ao fa homeko vandro ise refa tonga any vichy zah e ataotsika tsaky :lol:
15. ikaretsaka ( 08/02/2005 13:48)
m&M omena an'i fijo ka
16. fijo ( 09/02/2005 05:23)
ie na majy na m&m mety aby ka.
17. Ralay ( 09/02/2005 13:46)
Sao dia tsy miady @ piece-nao zany m&m zany ra fijo a :lol: tsy aleo ve ranony e
18. fijo ( 09/02/2005 21:29)
hi hi hi izay foy e.
19. Ramaso ( 12/02/2005 08:10)
hmmmm zarao @ maitressenay zany m&m zany
20. fijo ( 14/02/2005 23:03)
ao letsy ha za mitsako de izy mitelina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2616