visite médicale /titre de séjour ???
1. xxx
(
09/12/2004 11:47)
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?:
de ahoana raha tsy manana? :(
de ahoana raha tsy manana? :(
répondu par fijo le 23/03/2005 22:38
3. sechat
(
09/12/2004 12:56)
de tenenina hoe tsy misy kou :-D :-D fa enao mande any ihany de iz no midebra :roll:
5. ralay
(
21/12/2004 17:58)
Ialako tsiny raha nofafako daholo ilay resaka xx teo fa izaho akory tsy niafina fa nisy erreur de manip dia lasa xxx ny ps-ko ka mety iny no nahatonga ilay resaka lasa any @ psudo xxx fa tsy any @ zay sujet tokony ho valiantsika.Manomboka eto dia afaka mamaly @ zay isika koa dia misaotra mialoha anareo.
Ny mpiandraikitra
ralay
Ny mpiandraikitra
ralay
7. ralay
(
24/12/2004 04:05)
Tsy vrai x fa pseudo xxx e :lol: aleo hijanona eo @ zay iny x iny ry zareo.
10. ikaretsaka
(
27/12/2004 22:35)
fa ralay milay fa honette an .. rery mitsotra rehefa manao zavatra
12. Ralay
(
05/02/2005 08:43)
Merci ramaso ikaretsaka et fijo tsy nisy majinika lesss ry zalahy fa @ manaraka a :D
14. Ralay
(
08/02/2005 13:43)
fijo> ao fa homeko vandro ise refa tonga any vichy zah e ataotsika tsaky :lol:
17. Ralay
(
09/02/2005 13:46)
Sao dia tsy miady @ piece-nao zany m&m zany ra fijo a :lol: tsy aleo ve ranony e