visite médicale /titre de séjour ???

21. dadabe ( 16/02/2005 08:34)
ralay>ary ny ahy mba inona?
miala tsiny aho fa tsy afaka mamaly an'ilay sujet satria zah tsy any frantsa ,fa raha ny fandehanana any beijing,na shanghai na hong kong no anotanianareo dia hovaliako tsara .melsiiii eee :P
22. Ralay ( 16/02/2005 08:40)
>dadabe: Tena mba tsara tokoa raha mba lazalazainao anay ny mombamomba ny @ ireo toerana voalzanao ireo fa mety mahaliana ihany koa anie :lol:. Tsy ny aty fransa ihany akory no azo resahana sa ahoana hoy ianao?
23. fijo ( 16/02/2005 22:18)
izay mihintsy.
24. jpeg ( 21/03/2005 17:05)
za lo ry reto dia tsy nanana fa zany oe le nanaovako visite ko tsy dia be protocole be fa oe ovina ny nanao vaksiny farany d mody ozy a oe t@ 5 mois passé! fa tsy nantany carnet izy lo e! Mba mifika kely e! :-D
25. fijo ( 23/03/2005 22:38)
izay le fijo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664