RNS Vichy 2005

1. xxx
(
08/12/2004 13:42)
Fin Mars 2005.
Horaiketintsika hatao masamasaka ve io vanim-potoana io hanaovana fihaonan-dehibe e ?
Samoina
Horaiketintsika hatao masamasaka ve io vanim-potoana io hanaovana fihaonan-dehibe e ?
Samoina
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:29

2. ralay
(
08/12/2004 14:17)
Azo atao tsara ka, nefa tsy mbola haiko na ho afaka aho :lol: fa 90% de chance aloha de OK e...

5. mumu
(
08/12/2004 20:58)
tsy mila mitazona fitaratra zany fa efa mipetaka amin\'ny rindrina reny!
tongava de ho hita eo!!
tongava de ho hita eo!!

11. ralay
(
09/12/2004 17:44)
Fampatsiahivana ho an\'ireo zay handeha dia ataovy dieny izao reservation chambre fa sarotra ny mahita rehefa akaiky ny fotoana. Fa dia raikitra zany e!

12. fijo
(
09/12/2004 21:17)
ralay ve manana adresina hotely mora fa lafo be le hitako tamin\'ny herintaona?

13. ralay
(
10/12/2004 16:27)
Tena tsy manana less zah fijo fa ny club-ko any Paris no manao ny reservationay isantaona. anontanio ny office de tourisme fa any zao no mahalala ny tarif rehetra.

14. ikaretsaka
(
10/12/2004 19:34)
fa mety hilay tokoa io hevitr\'i ramaso io hoe ireo izay tsy manao club nefa te ho any dia afaka mifampi contact dia manofa otely en groupe sao mety hahazo price mora...
mba tsetsatsetsa ihany
mba tsetsatsetsa ihany

15. tsyandevo
(
11/12/2004 02:33)
ary aona ny aty amitsika ry zareo a? miampy ny gasy ao canada mety masaka iany

16. ikaretsaka
(
11/12/2004 03:13)
rehefa tsy mahataty resy ny aty amintsika de mifanompa sy mifanebaka ko! ny tennisn\'ny sasnay sy ny fiakanjony sy ny volony bronina no anaovana remarque

17. mihanta
(
11/12/2004 10:03)
humm isao toerana any kou aza za fa ho avy,mumu za akaikinjy ihany an