RNS Vichy 2005

61. tsiperifery ( 06/01/2005 14:01)
Samoina io nilalao xxx teo ambony io fa adino ny sonia e ! Aza tsiny indrindra.
Samoina
62. chipie1 ( 06/01/2005 15:15)
:lol:
63. rvoulah ( 06/01/2005 15:33)
samoina< somary tsyt de d\'accord koa ahako amle vochy mamaphatsiahy an\'i bira , tsy mitovy kosa aloha e
de tany @ rns ahako tamy herintaona tany vichy fa le ambiance tsy de ao loatra aloha , tsy asina commentaire betsaka fa ho hitatsika eo ihany
64. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:35)
voavaly angamba izanyny fanontaniana ry rvoulah..
ry zalahy no nahay namelabelatra kokoa noho izaho
65. xxx ( 06/01/2005 15:46)
rvoulah> efa nanatrika RNS tany Troyes koa za . Tsy ratsy ny toerana saingy nanahirana mafy ho anay nande car ny fifamoivoizana satria nifanipaka ny toeram-pilalaovana.
Tsy tafaraka taminay i rvoulah matoa tsy nahazo ambiance loatra tany vichy :D
samoina
66. bichette ( 06/01/2005 16:23)
ralay, za te handeha koa....;
67. ralay ( 06/01/2005 17:26)
Za anefa tsy sura amin\'ity ry bichette fa tena misy zavatra tsy maintsy hataoko efa prévu de longue date @ io fotoana io. Fa mbola tsy manary toky aloha e :lol:
68. fijo ( 06/01/2005 21:34)
milay any vichy ka.na dia somary mangatsiaka aza dia milay any.
69. mihanta ( 07/01/2005 20:41)
ramaso nga milalao kanety b
70. chipie1 ( 07/01/2005 21:23)
kanety kely nga tsy misy iny zao mety ho milay be
71. ikaretsaka ( 07/01/2005 22:23)
chipie sy mihanta tsy maintsy manondrana kely foana!
72. rvoulah ( 08/01/2005 08:40)
samoina< ka al eo ary miaraka tsika amity mba hisy ambiance sa?
73. mihanta ( 08/01/2005 12:35)
chipie misy karazany roa hono ny kanetin\'ikaretsaka :-D
74. chipie1 ( 08/01/2005 13:59)
mihanta> ny iray lehibe de ny iray kely de ny lokony innn ? :-D :-D
75. chipie1 ( 08/01/2005 17:06)
nan!!!!
76. ikaretsaka ( 08/01/2005 20:29)
reo kala 2 reo hoa tena tssss
te hanao aminy eo nefa mitsaoka matanjaka rehefa tamy aho
77. chipie1 ( 08/01/2005 20:32)
zay refa miresaka de lazaina fa manondrana ?
78. fijo ( 10/01/2005 23:02)
rvoulah nga koa manao kanety be.afaka miaraka tsara ka
79. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:48)
pozipozin\'ny manoa mihitsy i rvoulah io a
80. fijo ( 11/01/2005 23:12)
ndao hiaraka e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0778