RNS Vichy 2005
82. rvoulah
(
12/01/2005 18:02)
ikaretsaka< merci @ le madnoka sipan\'i bira a :lol:
tsary misy terrain fa sefa mahita lalana somary feno vovoka de alefa aloha ny cochonnet
fijo< haitsika zany kanety be zany ka , fa ny fotoana no mila amboarina ,
tsary misy terrain fa sefa mahita lalana somary feno vovoka de alefa aloha ny cochonnet
fijo< haitsika zany kanety be zany ka , fa ny fotoana no mila amboarina ,
83. ikaretsaka
(
12/01/2005 21:24)
fijo sy samoina... io lety misy 3 eme an.. asiana an\'i zanatsamoina manao mpitifitra de tena milay ny ekipan\'i laisany
86. ikaretsaka
(
13/01/2005 06:18)
Rvoulah.. tena serieux ity an..
fijo.. mahavita milieu Rvoulah io ka.. sady mahay mitira io no mahay mipointe fa mila mikotrana kely fotsiny !!
ngamba mety tsy manana boules izy fa ampindramo..
fa mahay io fa tsy ampy kotrana fotsiny!

88. fijo
(
13/01/2005 21:50)
ika ka rehefa any mahita boules foana ka ,fa mifanao fotoana tsara fotsiny dia lasa io
89. ikaretsaka
(
13/01/2005 23:37)
mihanta? fa maninona anao ny kanetiko??
zafady fa za tsy fikitikitika fa rehefa te hiboridana ry mihanta de any @ ndramaso mandeha a
zafady fa za tsy fikitikitika fa rehefa te hiboridana ry mihanta de any @ ndramaso mandeha a
91. mihanta
(
14/01/2005 15:15)
ampiasao ny saina ikaretsaka a,resaka mamaky boule no resahana fa tsy resaka boridana :-D
tsy ny tanako no hiasa amzany fa ny basy
tsy ny tanako no hiasa amzany fa ny basy
98. ikaretsaka
(
20/01/2005 03:55)
az amitsiriritra fananan\'olona.. tsy sitrapoko ange no tsy nanome boules anareo ry mihanta e
99. chipie1
(
20/01/2005 09:29)
mpanao kanety be iany zany no ekipany namana? tsara ho fantatra manko mialoha !
100. mihanta
(
20/01/2005 09:45)
héhéhé,entana tiana vakiana zany v d tsiriritina?raha mba boules volamena hahay :-D