RNS Vichy 2005

21. sipagasy ( 11/12/2004 17:46)
Dia any indray izany isika mifankahita é!
22. mumu ( 11/12/2004 18:02)
sipagasy :wink:
23. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:03)
fa angah alasa any @ mumu indray no hanao RNS zato nareo??
24. mumu ( 11/12/2004 18:07)
ikaretsaka kou tsy maharaka resaka an!! :evil:
efa hoe any Vichy fa za manao réservation ny place ny chipie1 sy mihanta!
sao de anaovana réservation pour 2 personnes kou enao? :roll:
25. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:08)
tsy omby ahako zany .. ko raha tsy kely otsan\'i fijo za ko 2 places vao omby!
26. mumu ( 11/12/2004 18:10)
fa firy place???
avelao kely fijoko an!!
27. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:12)
tapany ihany e.. ny atsasany an\'i... de ny atsasany anahako!
28. mumu ( 11/12/2004 18:21)
place firy zany? :?:
29. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:24)
chambre 1 e.. fa za tsy handeha ka fa au cas ou fotsiny zany
30. mumu ( 11/12/2004 18:32)
tssssssss
tongava mou nareo e!!
31. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:40)
avy any @ 40 000km ve ? ranomasina firy sy continents firy vao tonga
32. mumu ( 11/12/2004 19:42)
de maninona!!
ranomasina 2 de continent 1 iany!!
33. ikaretsaka ( 11/12/2004 20:08)
za ve de fotsiny
34. mumu ( 11/12/2004 20:15)
35. ikaretsaka ( 11/12/2004 21:00)
vidiano billet za ary e
36. mumu ( 11/12/2004 21:28)
:-D de ande ve raha hividianako?
37. mihanta ( 11/12/2004 22:55)
d refa mahazo billet io d mitombo ihany ny fangatahana
38. ikaretsaka ( 12/12/2004 01:42)
ieka.. Vichy TX aller retour an
39. mumu ( 12/12/2004 11:30)
mihanta ny bandy ange zany fôna e!!
ikaretsaka alefaso aty ary ny adresy!!
40. ikaretsaka ( 12/12/2004 14:35)
mihanta> ka misy manome zavatra ho anao .. kinga miteny hoe .. za mbola meo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034