RNS Vichy 2005
42. ikaretsaka
(
12/12/2004 17:23)
voan-javatra hafa no mety ilaiko zao rehefa any aho ko.. voan-dalana ohatra
45. fijo
(
13/12/2004 22:16)
aleo marina aloha mitady hatoriana dien\'izao sao matin\'ny hatsiaka any ka
47. ikaretsaka
(
14/12/2004 06:35)
kiiii za nanantena heo fijo sy mumu hifanotrona be de mba malalaka ny tranoko fa lasa any @ mumu lery
55. rvoulah
(
05/01/2005 19:09)
fa nga de any vichy foana no afaka anaovana RNS e? efa tany ve tamy herintaona d mola any ihany amity ko :roll:
57. iriniaina
(
06/01/2005 09:11)
rvoulah>é any fona hono satria any no centre ny retraretra ee! le tany troyes nefa tsy nahasosotra e?
58. rvoulah
(
06/01/2005 09:29)
iriniaina< le tany troyes aloha tsy de masosotra marina fa le vichy alou, tsy haiko fa ny tsara alou de mba manova kely
ika< ia ro milaza amindroky fa any vichy ro milay ? ville france b d b io ve de ho any ihany y
ny antony angmba de hoe any np mety mandray fa raha hoe resaka milay de tsy d\'accord amizay ahako

59. ralay
(
06/01/2005 13:52)
Misy antony maro no hanaovana ny RNS any Vichy fa ireto misy antony vitsivitsy azoko hambara anareo.
-Voalohany dia Vichy no manaiky mandray sy mahafeno ny critère @ manifestation goavana toa izao.(8000 à 10000 personnes no andrasana @ ity faha 30taona ity).
-Vichy koa no toerana ohatry ny afovoany @ olona rehetra mba hisorohana ny depenses be loatra @ deplacement ny solotena isaky ny ville.
-Ny antony hafa moa dia lafiny ara-teknika ka izay ihany no azoko ambara aloha. Jereo eto ny mombamoba ny RNS raha tia handalina kokoa ianao http://www.rns-cen.com/ koa dia tongava maro e.

60. xxx
(
06/01/2005 14:00)
Tratry ny taona daholo ô !
Fanampin\'izay efa voalazan-dRalay
rvoulah > Vichy milay raha tsy misy lanezy milatsaka kah ! Tsy mifanalavitra mantsy ny toeram-pilalaovana @ taranja rehetra ka vita dia tongotra.
Ny filalaovana basket sy volley ary kanetibe dia sady kianja mitafo no anisan\'ny arifomba indrindra ( dernier cri hoy ry vazà !! ), misy salle de spectacle koa no sady misy buvette miaraka aminy. Ny tanàna koa tsy mahasosotra fa mampahatsiahy an\'i Bira .