RNS Vichy 2005

101. mumu ( 20/01/2005 12:51)
mihanta raha volamena aza vakina fa atsonika anaovana firavaka! :-D
102. ikaretsaka ( 20/01/2005 16:12)
ka sady tsy volamena io no tsy diamondra ko! :-P
103. bichette ( 20/01/2005 16:44)
za mba te hilalao kanety nefa tsy pro ka sao dia vakin\'i fijo amin\'ny loha ny kanety raha tsy mipointe tsara za
104. ikaretsaka ( 20/01/2005 17:10)
tena ekipa 2 iznay ny mpilalao kanetin\'ny namana fa tena raiketo ry zalahy an...
ireo misy vavy 2 efa vonona
tena serieux
105. fijo ( 20/01/2005 23:44)
tsss bibi ko zavatra mba milalao anie no atao any e.tsy misy mifamaky boule izany ka
106. ikaretsaka ( 23/01/2005 04:05)
dia efa amboary ny ekipa dia tandremo sao tara fisoratana anarana
107. fijo ( 24/01/2005 23:27)
any koa hafaka misoratra ka
108. chipie1 ( 25/01/2005 08:38)
zay hanao spekta !
109. ralay ( 25/01/2005 11:12)
Tongava maro ary izay hanohana e :lol:
110. fijo ( 26/01/2005 22:09)
rasamoina an hitondra glita ve?
111. ds ( 12/03/2005 13:16)
Hisy alim-pandihizana miaraka amin\'i ROSSY
ao Bellerive sur Allier (5 minitra RNS) ny
alahady faha-27 alina.
Vidim-pidirana : 20 euros.
Ho an\'ny Namana ato dia 15 euros ;-)
Mbola horesahiko amin\'i Hery...

ds
112. dadabe ( 12/03/2005 16:19)
raikitra ihany angaha ilay fihaonana any RNS le? 8)
113. sonwin ( 13/03/2005 13:34)
dadabe :-D :-D :-D ..raikitra ilay izy le :-D :-D
114. fijo ( 16/03/2005 22:29)
tandremo ary manao "NO SHOW"an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536