première fois

1. xxx ( 10/12/2004 15:21)
hono hoa ry zareo,ny première fois anareo ve nilay araka ny niheverana azy,dé tsisy blème mitsy ve fa nande hoazy :^) ,mba misy conseil ve hoan\'ze vao hanao ny dingana voalohany azo omenareo? :D misaotra e!
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:22
2. mumu ( 10/12/2004 17:48)
raha tianao ilay olona sady tia anao de tsisy blem zany io!
3. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:20)
dia misy koa moa ilay fitenenana hoe aza mandeha any aloha raha tsy vonona..
4. booboo ( 10/12/2004 22:12)
ié... dé aza adino ny fy mailo
5. mihanta ( 11/12/2004 08:31)
amiko d nizotra tsara zany,sady refa natao am pitiavana (fitia mifamaly )d tadidy hatrany.
6. xxx ( 12/12/2004 09:55)
ny ahy aloha ny voalohany tonga de nilay be sady zay koa le bandy niaraka tamiko koa reveko be tonga de samy naka fy b zay
7. xxx ( 12/12/2004 11:42)
rehefa tena tia anao ilay olona miaraka@nao d tsara foana io kah! na première fois na tsia!
8. mihanta ( 12/12/2004 17:20)
k ny première fois kosa alou tena mbola hafa ihany
9. ikaretsaka ( 12/12/2004 17:29)
ka raha vao tsisy 1 ere fois de tsy misy 2 eme fois sy enieme fois e
10. poupounesana ( 12/12/2004 17:57)
nangataka conseil i xxx d zao no mba torohevitra homeko an\'ixxx! rehefa mbola tsy vonona (ny saina moa zany indrindra2 satria ny vatana vao tairina d vonona foana) d aza mbola miditra@zany mihitsy!
na rehefa tsy mety mihitsy ny vatana fa tsy maintsy hiditra @io dingana io d mba kendreo mba tena oll tia anao no hanaovanao izany!
d tsy oll vao hita vao teo koa zany mazava ho azy! :^)
d ataovy oll miasa koa le izy satria so d misy askiden manko d tonga d atao haingana ny mariazy! sura aho manko fa vevavy i xxx, hany eh?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. chipie1 ( 12/12/2004 19:00)
mihanta > hafa iany le voalohany ! ;-)
12. vegas ( 12/12/2004 19:25)
nenareo mo zany misy amatarana azy oe voloany sy faharoa zany fa nenay lela mo de mitovy daolo na tam voloany na tam farany. Noho izany tsisy ambara :°)
13. mihanta ( 12/12/2004 19:45)
nen\'i vegas mitovy avy na akou na gana na vorontsiloza....resa borona njay nenlà
14. xxx ( 13/12/2004 13:33)
za ko te hanontany:
refa prograména ve hoe @ zao (lé voalohany io an!) dé ôtsan\'tsy manahirana be ve? tsy aleo ve lé tampoka iny ,sa ahoana :roll:
15. dezy ( 13/12/2004 13:37)
mba misy bandy matady ny voalohany zany ve??? ny farany aza mety tsy ato an-tsaina kou :-P :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. mihanta ( 13/12/2004 13:40)
dezy mianara manisa kalou fa miainga am volohany foana ny zava drehetra
17. nikopol ( 13/12/2004 13:46)
xxx tena mety tokoa ilay fanontanianao ary raha vehivavy tahaky ny voalazan\'i poupounessana ianao dia hanoraty mangingina aho fa omeko torohevitra tsara tokoa ianao.
18. mihanta ( 13/12/2004 13:50)
nikopol tanjemo sao mifanena am sarim bavy fotsiny lol
19. xxx ( 13/12/2004 16:47)
nikopol,aza matahotra fa tena izy za fa tsy sariny akory! :D
sérieux ve lo lé hanome torohevitra sa...
toa za njay no menatsa ko.... :?
20. nikopol ( 13/12/2004 16:57)
xxx mandefasa hafatra mangina aty amiko fa tsisy mahamenatra izany fa zavatra voajanahary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6303