première fois
42. poupounesana
(
25/12/2004 12:38)
ary vegas hoà mba mahay mankasitraka refa mba misy miaro hoatran\'zany! mihanta ngeh mi-s\'inquieter hoanao eh!
fa ry fijo sy jhoul zany alou d tsizy mitsy!zarany aza i vegas koula d tsy hita tsony @zay zareo ihany no manjaka ato @forum ato, sa tsy zany ry mihanta?
d saika anontany an\'i xxx ery @voloany, efa nahita ny tena marina @le tantara v enao?efa hitanoa v ny lalana hodiavinao? mirary soa d mirary anao tsy ho tojo akoulabohitra indrindra2 eh

43. mihanta
(
25/12/2004 20:46)
poupounesana hihihi iza kou ny hivaky lou amin\'io :-D
ramaso efa hita io fa koulambohitsa
fijo i bandy iza no mahery amin\'inn :-P
ramaso efa hita io fa koulambohitsa
fijo i bandy iza no mahery amin\'inn :-P
44. fijo
(
28/12/2004 20:55)
poupou an izahay indray tsy mialona bandy izany ka.samy maka ny anjaranydia samy faly izahay.
mihanta.ny bandy ato no mahery ka.
mihanta.ny bandy ato no mahery ka.
45. pseudo
(
28/12/2004 22:17)
xxx> fa sipa ve lo njy e!ho sambatsa mantsy njy raha tojo ahy fa ho averiko zero ny kaonterako! mbô e ee!
de omeko ny aza manadino fôôna njiko :*
de omeko ny aza manadino fôôna njiko :*
56. poupounesana
(
08/01/2005 07:45)
hay v! ary nivoatra mitsy zany le fijo nony niova ny taona!
mihanta ah, azafady ary rah diso ny noteneniko t@ iny e :wink:
fijo, ary nareo marina tia miady sipa ndray2 eh!zay v le hoe samy maka ny anjarany eh?
pseudo ty kay ry reto prétentieux behhhhhhhhhhhhhhh!tena maraina v ny nolazainy ty xxxx?

58. poupounesana
(
09/01/2005 08:44)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D !pseudo ah, mila mieritreritra kely enao zany fa misy tsy miady ny fomba fiadianao hono
59. fijo
(
11/01/2005 21:56)
poupou an hiady sipa??? tsy hilaina akory izany ka.samy miandry ny anjarany dia pasina indray ny baolina.izay anie no naha tonga anreo hoe SIPA e.satria pasina reheva avy eo