première fois
23. fijo
(
13/12/2004 23:59)
xxx mila fahavononana aratsaina io,ary ny tsara raha ny fahitako azy dia tsy programena izany fa le revy tonga hoazy iny.
raha mila torohevitra hafa dia mametraha hafatra ao amin\'ny namana fa hafaka miresaka isika.
raha mila torohevitra hafa dia mametraha hafatra ao amin\'ny namana fa hafaka miresaka isika.
25. ravatorano
(
14/12/2004 10:34)
mihanta>marina tokoa fa ilay voalohany tsy maintsy tadidi foana fa ny manaraka an iny amin izay aloha d aoka fotsiny sanatria tsy hoe nandripaka na d tsy tadidi fa d ni farany sisa no tsaroana :-P :-P
28. vegas
(
14/12/2004 12:17)
mihanta> zay ny maha kômpliké ahy, mitetika ny hanao lalan-kitakisoa nga? hihihi miôva dôly ny zava-drehetra refa amin\'i vegas ka: ny ambony lasa ambany, ny mahintsy lasa mibiloka, dé ny mitsangana lasa mitsivalana. Ho aiza eo ko nefa e?
37. booboo
(
15/12/2004 20:21)
xxx tary @ vôlohany>ataoko fa tsy misy mitovy angamba ny \" première fois \" n\'ny vevavy. Refa tsapanao fotsiny fa vonona ianao dé mandeha ho azy io na misy \" appréhension \" kely ihany aza :wink:
39. mihanta
(
20/12/2004 22:38)
fijo d raha koula any io vegas io d ahoana?lasa tsy mankato am forum tsony io